• Zoma 08 Aogositra 2014
Actualités.ANTANANARIVO – TOLIARA Niakatra 45 000 ariary ny saran-dalana

Niakatra 45 000 ariary raha 35 000 ariary teo aloha ny saran-dalana mampitohy an’i Toliara sy Antananarivo efa ho tapa-bolana izao, raha ny fanazavan’ny tompon’andraikitry kaoperativa zotra nasionaly iray ao Toliara

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aogositra 2014
Actualités.Randrianarison Patricia : ho kandidà ben’ny tanàna ny tenako

Rafitra iray fototry ny fampandrosoana ny kaominina. Na dia mbola manjavozavo amin’ny mpanara-baovao tanteraka aza ny hahatanteraka na tsia ny fifidianana kaominaly amin’ity taona ity dia efa miandrandra izany ny vahoaka Malagasy. Ny fitantanana ny tanàna izay indrindra no lohahevitra horesahantsika amin’ity anio ity. Vahinin’ny gazety Tia Tanindrazana amin’izany ny ben’ny am-perinasa ao amin’ny kaominina Antehiroka Randrianarison Patricia. Resadresaka.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Aogositra 2014
Actualités.TOLIARA Voaolana hatramin’ny adala mpirenireny sy ny sembana

Hatramin’ny olona adala mpirenireny sy sembana ara-tsaina dia misy manolana ao Toliara ao. Betsaka no mitondra vohoka tsy fidiny sy manao tera-bitro vokatr’izany

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Aogositra 2014
Actualités.Orange-BOA Madagascar : mikatsaka hatrany ny tombontsoan’ireo mpanjifa

Mpirahalahy mianala manomboka izao ny Orange Madagascar sy ny Bank Of Africa Madagascar.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Aogositra 2014
Actualités.KAOMININ’I BRICKAVILLE Mitaky drafim-pandaminana vaovaon’ny tanàna ny vahoaka

Tsy mety mivoatra ny kaominin’i Brickaville noho ny fahanteran’ny tany azo hanaovana fanorenana vaovao, vokatry ny tsy fisian’ny tany azo hananganana foto-drafitrasa sy orinasa ho an’ireo mpandraharaha intsony

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Aogositra 2014
Actualités.Cour des Comptes Miandry ireo lalàna fitsipika taona 2009-2013

Ny lalàna fitsipika taona 2008 no nandalo teo anatrehan’ny «Cour des Comptes» ary nankatoavin’ity rafi-pitsarana manara-maso ny fampiasana ny volam-panjakana ity farany. Efa nalefa any amin’ny fahefana mpanatanteraka ny tatitra mikasika izany ary tsy ho ela dia ho tonga eny anivon’ny Antenimieram-pirenena ihany koa izy io, araka ny fanazavan’ny filohany Randrezason Théodore William

Hamaky ny tohiny
FTT