• Zoma 08 Aogositra 2014
Actualités.Hetsika FIER MADA . Afaka mifaninana amin’ny any ivelany ny vokatra malagasy

Mitady ny zava-baovao mamaly ny filana amin’ny fiainana andavanandro hatrany ny mpitsidika tonga maro ao amin’ny hetsika FIER MADA hatramin’izay telo andro nanombohany etsy Amparibe (Sekoly Md Misely) izay

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aogositra 2014
Actualités.Laza adina BEPC namidy 60 000 ariary Voasambotra ireo ati-doha nikotrika

Isan’ny raharaha nampisy resa-be ilay “raharaha laza adina nivoaka mialoha”, taranja tantara sy fizika, nitranga tao amin’ny CISCO Fenerivo atsinanana, ny alatsinainy teo no nampidirina am-ponja vonjy maika ireo mpianatra 4 mianadahy ka tovovavy ny iray.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aogositra 2014
Actualités.Mpianatra mpikaroka Malagasy Lesoka ny famatsiana sy fanapariahana ireo vokatra

Manana ny maha-izy azy ny tanora malagasy araka ny fanadihadiana navoakan’ny Fikambanana iraisam-pirenena momba ny Asa. Kinga, manan-talenta ary tia karokaroka tokoa mantsy no famaritan’ny OIT ny tanora eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aogositra 2014
Actualités.Olana anatin’ny kaominina Toamasina I Miely indray ny trakta

Nanomboka ny alarobia teo ary mbola nitohy omaly alakamisy ny fiparitahana trakta ao Toamasina renivohitra. Tao anatin’ny 2 volana teo, izany hoe taorian’ny fametrahana ny PDS lefitra voalohany sy ny PDS lefitra faharoa

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aogositra 2014
Actualités.Drafi-pandaminana - Oniversite Mahajanga Mihenjan-droa ny tady

Mazava ny fanambaran’ny minisitra ny fampianarana ambony mikasika ny raharaha ny oniversite Mahajanga fa handrasaina fepetra ireo tsy mbola manaraka ilay drafi-pandaminana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Aogositra 2014
Actualités.Ravelonanosy Mamy Tiana Maika ny fandinihana ny lalàna momba ny fananan-tany

Zavon-tany ankehitriny ireo antontan-taratasy mitaraina noho ny olana ara-tany mahazo azy voarainay ao amin’ny Vaomieran’ny fanajariana ny tany sy fananan-tany ety anivon’ny Antenimieram-pirenena, hoy ny filohany ny depiote Ravelonanosy Mamy Tiana. Anisan’ny olana goavana ao anatin’izany ohatra, hoy izy, ny fisian’ny olona efa manana “titre” amin’ny tany hajariany sy misy ny trano fonenany nefa dia mbola misy koa olon-kafa afaka misitraka izany tany izany indray ka mahasoratra izany mihitsy ho azy indray. Tsy ny olana eto

Hamaky ny tohiny
FTT