• Sabotsy 09 Aogositra 2014
Actualités.Ady amin’ny asan-jiolahy Manakarama olon-tsotra mpanome vaovao ny Polisy

Ho fisorohana ireo ny vaky trano, vono olona sy halatra isan-karazany izay nahazo vahana tao Ambositra tato ho ato dia nahita fika hanatratrarana ireo mpanao ratsy ny pôlisy ao an-toerana. Manomboka izao dia omen’ny pôlisy karama arakaraka izay loharanom-baovao omena izay olona mahalala ireo mpanao ratsy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Aogositra 2014
Actualités.Befourouack William “Manaiky resy izahay fa olon’ny lalàna”

Taorian’ny latsa-bato teny Tsimbazaza nataon’ireo solombavam-bahoaka niisa 128 ka nahalany an’ireo olona roa ho solontenan’izy ireo eny anivon’ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana dia nilaza ny iray tamin’ireo kandidà tsy lany, Befourouack William fa tamin’ny ankapobeny dia tsy nisy azo nokianina ny fizotran’ny fifidianana natrehan’izy ireo nivantana ka nahatsapana fa tena kianjan’ny demokrasia tokoa ao amin’ny Lapan’ny Antenimieram-pirenena Tsimbazaza ao

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Aogositra 2014
Actualités.Bianco Hanara-maso mivantana ireo fanadinam-panjakana

Olana goavana manapotika ny seha-panjakana ny kolikoly, araka ny hevitry ny 57%n’ireo sokajin’olona nanaovana fanadihadiana. Manamafy izany rahateo ny laharana misy ny firenena Malagasy manerantany izay tsy nitsahatra nitotongana tao anatin’ny 5 taona naharetan’ny krizy

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Aogositra 2014
Actualités.Andian-jiolahy mitam-piadiana Ny polisy misambotra, ny mpitsara mamoaka ?

Mihantsy mpitandro ny filaminana ny jiolahy ao Toamasina. Betsaka ihany izay voasambotra izany, fa tsy mihambahamba tsotra izao ny sasany no miteny fa “tsy haharitra ela any am-ponja izahay dia hivoaka”, dia miverina amin’ny asa ratsy fanaony indray

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Aogositra 2014
Actualités.Fanolanana sy fanodinkodinana zaza tsy ampy taona Ny Fanjakana indray no mampirisika

Nampiaka-peo ireo vondrona fiarahamonim-pirenena (OSC) omaly teny Tsiadana. Nambaran’izy ireo fa misy ny mizana tsindrin’ila atoan’ny fanjakana manoloana ny fampiharana ny lalàna eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 09 Aogositra 2014
Actualités.Fialan-tsasatra any amin’ny faritra Sakana ny fiakaran’ny saram-pitaterana

Vaovao ratsy ho an’ireo mpanjifa mieritreritra ny hiala sasatra any amin’ireo faritra maro manerana ny nosy iny fanapahan-kevitry ny fikambanan’ny mpitatitra nasionaly sy rezionaly hampakatra ny sarandàlana ho 13% ato ho ato iny

Hamaky ny tohiny
FTT