• Talata 12 Aogositra 2014
Actualités.BACCALAUREAT TECHNIQUE -Mahajanga Tsy nisy noho ny korontana

Tamin’ny 7 ora maraina dia efa tomefy mpianatra ny teny amin’ny toeram-panadinana « Lycée Technique » omaly maraina izay fotoana hanatanterahina an’izany. Ho an’ireo mpianatra mpanala fanadinana rehetra tonga teny an-toerana dia efa saika vonona avokoa hiatrika io fanadinana io

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Aogositra 2014
Actualités.Fiombonamben’ny fiaraha-monina Mitsipaka ny andininy faha-20 momba ny «cybercriminalité»

Tena sakana amin’ny fahalalahana maneho hevitra sy manely vaovao ny fampiharana ny lalàna 2014-006 iadiana amin’ny «cybercriminalité» eto Madagasikara, indrindra ny andininy faha-20, hoy ny fikambanamben’ny fiaraha-monim-pirenena. Mazava tsara mantsy ny voalazan’ireo andininy roa faha-10 sy faha-11 ao anatin’ny Lalàmpanorenan’ny Repoblika fahaefatra mikasika ny fahalalahana miteny izay milaza fa «ny fahalalahana mampita vaovao amin’ny endriny samihafa dia zo» izay mandrara ireo karazana sivana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Aogositra 2014
Actualités.FFF ho Malagasy Mahomby Hampahafantatra ny fanabeazana malala-drafitra

Maro ireo voka-dratsy nateraky ny krizy lavareny novolena teto Madagasikara nanomboka tamin’ny taona 2009. Iray amin’ireny ny fahapotehan’ny ny fanabeazana saingy tsy hita ny politika mazava sy paikady mahomby hiatrehana ny fandaozan’ny ankizy madinika ny varavaran-tsekoly ny mpitondra fanjakana vaovao

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Aogositra 2014
Actualités.Antenimieram-pirenena Ireo depioten’ny faritra no hanapaka ny ho avin’Antananarivo

Mitodika eny Tsimbazaza ankehitriny ny mason’ny mpanara-baovao maro. Dinihina eny mandritra izao fotoam-pivoriana tsy ara-potoana faharoa izao mantsy ilay lalàna fehizoro momba ny fitsinjaram-pahefana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Aogositra 2014
Actualités.MIKORONTANA I MAHAJANGA 8 no voasambotra ,1 naratra mafy

Ireo mpandraharahan’ ny oniversite Mahajanga indray no nidina an-dalambe omaly alatsiniainy tokony ho tamin’ny 9 ora maraina teo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Aogositra 2014
Actualités.Magro Behoririka Mafonja ny valin-kafatra ho an’ny filoham-pirenena

Tsy niandry ela fa vao nitohy indray omaly alatsinainy, toy ny mahazatra, ny fotoam-pivoriana sy fifanentanan’ny samy mpitolona ny amin’ny famerenana an-tanindrazana ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana etsy amin’ny Magro Behoririka dia tonga matanjaka ny valin-kafatra ho an’ny filoha Hery Rajaonarimampianina mikasika ny zava-boalazany tamin’ny mpanao gazety teny Ivato, teo am-pahatongavana avy any Etazonia

Hamaky ny tohiny
FTT