• Alarobia 13 Aogositra 2014
Actualités.Le Glacier” Analakely Nisy nanafika, lasa ny vola rehetra

Nisy nanafika ny tao amin'ny hotely le Glacier omaly maraina. Lehilahy iray mpitam-bola tao amin'ity toerana ity no naratra mafy vokatr’izany ka vaky ny lohany

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Aogositra 2014
Actualités.Bakalorea teknika Mahajanga Omaly vao nanomboka

Tamin’ny enina ora sasany maraina ny fiantsoana anaran’ireo mpiadina ny fanadinana teny amin’ny lisea teknika Mangarivotra ny andro talata 12 Aogositra 2014 izay fotoana voatondro hamerenena ny fanadinana bakalorea teknika ho an’i Mahajanga

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Aogositra 2014
Actualités.Fanafihan-dahalo tao SAKARAHA Omby am-polony very, mpanara-dia roa maty

Andian-dahalo nitondra basy Kalachnikov 6 nandravarava tao amin’ny tanànan’Atsoy any amin’ny kaominina ambanivohitry Mahaboboka Sakaraha ny herinandro teo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Aogositra 2014
Actualités.Delestazy eto Madagasikara Vahaolan’ny mpitondra ny famatsiam-bola Amerikanina

Efa ela no nitabataba sy nimenomenona ny vahoaka malagasy momba ny fahatapahan’ny herinaratra matetika izay mbola mitohy amin’izao fotoana izao. Nampanantena anefa ny filoham-pirenena am-perinasa fa hovahana ao anatin’ny enim-bolana io olana goavana iombonan’ireo faritra maro eto amin’ny nosy io

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Aogositra 2014
Actualités.Ny ratsy rehetra…

Miha miseho masoandro ihany ny tena endriky ny fitondrana misy amin’izao fotoana. Niala ilay hodi-janak’ondry ka miseho tsimoramora amin’izay ny maha bibidia ny mpitondra. Mampihoron-koditra ny zavatra re ataon’ny manampahefana sasany, fa sady tsy manao ara-dalàna ny asany no mbola mameno ny paosiny ihany koa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Aogositra 2014
Actualités.MAHAJANGA Feno Emmo-Nat ny tanàna

Manoloana ny korontana mateti-piseho ao Mahajanga dia tsikaritra fa mivezivezy eran’ny tanàna ny Emmo-Nat avy aty an-drenivohitra. Tsy dia fahitan’ ny olona matetika loatra ny fahatongavan’ireo mpitandro ny filaminana nasionaly ireo any amin’ny faritra ka nahavariana azy ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT