- Alatsinainy 18 Aogositra 2014
Actualités.Fanafihana tany Ambatolampy Lehilahy iray naratra voatifitra, lasan’ny jiolahy ny vola 7 hetsy Ariary
Nitrangana fanafihan-jiolahy tao Antsahabe, Kaominina Andriambilany, Distrikan’Ambatolampy ny alin’ny sabotsy hifoha ny omaly alahady. Vao niditra ny tanàna ireo jiolahy dia nanapoapoaka basy ho fampitahorana ny mponina
Hamaky ny tohiny