• Talata 19 Aogositra 2014
Actualités.Lalàna fehizoro hananganana ny CSM Diso fanantenana ny sendikan’ny mpitsara

Tena nandray anjara feno tamin’ny asam-baomiera nandinihana ny volavolan-dalàna fehizoro mahakasika ny Filankevitra Ambonin’ny Mpitsara (CSM) ny sendikan’ny mpitsara, hoy ny Sekretera Jeneraliny Ernaivo Fanirisoa omaly teny Tsimbazaza, ary anisan’ny nitarika adihevitra tamin’ilay famerana ho 8 taona ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Aogositra 2014
Actualités.Fanadinana bakalorea Vitsy ny mpiadina ao amin’ny sokajy C

Nisy fihenany ny isan’ireo mpiadina bakalorea sokajy C ao anatin’ny Cisco Ambatondrazaka. Amin’ireo mpiadina 3 554 dia 65 ihany no ao amin’ny sokajy C

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Aogositra 2014
Actualités.Festival Lampogno Hanome lanja ny kolontsaina Tsimihety

Tahaka ny isan-taona dia hisy indray ny Festival Lampogno. Amin’ity indray mitoraka ity dia homena lanja manokana ny kolontsaina Malagasy,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Aogositra 2014
Actualités.Fikambanana FIFATA Nahatsiaro ny «Vitrine» teny Iavoloha tamin’ny andron-dRavalomanana

Tsy mbola afaka ao an-tsain’ireo tantsaha maro mivondrona ao amin’ny fikambanana FIFATA ny fanomezan-danja ny tantsaha tamin’ny fitondrana Ravalomanana. Nambaran’izy ireo mantsy fa tsy mbola laharam-pahamehana loatra eto Madagasikara ny tontolon’ny fambolena, indrindra taorian’ny krizy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Aogositra 2014
Actualités.Fizarazaram-paritra Tokony ho nifampierana mialoha tamin’ny vahoaka ifotony

Mikasika ny zava-misy eto amin’ny firenena ankehitriny ary manoloana ny fandinihana ny volavolan-dalàna mikasika ny fizarazaram-paritra hampiharina eto amintsika atsy ho atsy, dia nanambara ny Green Gasikara tamin’ny alalan’Atoa Fidison

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Aogositra 2014
Actualités.Famatsiana rano fisotro madio Voavaha ny olana eny Ambavahaditokana

Voavaha ny olana momba ny famatsiana rano fisotro madio eny Ambavahaditokana Itaosy, distrikan’Antananarivo Atsimondrano. Fiaraha-miasan’ny Kaominina tamin’ny

Hamaky ny tohiny
FTT