• Alarobia 20 Aogositra 2014
Actualités.Malaza Andoharanofotsy Mpivady nofaohan’ny 4x4, maty ilay ramatoa

Vehivavy lehibe iray, 70 taona eo, no maty tsy tra-drano nofaohan’ny fiara 4x4 teny Malaza Andoharanofotsy omaly, tokony ho tamin’ny 7 ora sy sasany maraina. Avy aty an-drenivohitra handeha hianatsimo ilay fiara. Ilay ramatoa be sy ny vadi

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Aogositra 2014
Actualités.Zava-doza Pastera sekta nanolana zaza tao ambadiky ny pilipitra

Ny natao hitarika ny olona amin’ny lalan’ny fahamarinana indray no namoafady. Pastera amina fiangonana sekta iray any Sambava no voarohirohy ho nanolana zazavavy kely, 6 taona. Nilalao tsy lavitry ny fiangonana no sady misy ny trano fonenan’ilay pastera ilay zaza no nantsoiny ka notambazany

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Aogositra 2014
Actualités.Ikalamavony Lehilahy iray takalon’aina maty notapahin-doha

Faritra mena hatry ny ela Ikalamavony ary miaina ao anaty horohoro tanteraka ny mponina any amin’ity Distrika andrefan’i Fianarantsoa ity amin’izao, satria tsy misaraka amin’ny basy mahery vaika hatrany ireo dahalo manafika

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Aogositra 2014
Actualités.Andian-jiolahy mitam-basy Ravan’ny polisy ny tariky Ralotso

Ela nitoratorahana ka dia voasambotry ny polisy ny faran’ny hejrinandro teo Ralotso, jiolahy anisan’ny rain-dahiny amin’ny fanafihana mitam-piadiana ao Toamasina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Aogositra 2014
Actualités.Mpanaramaso bakalorea 60 be izao no indray tsy tonga tao amin’ny lisea Rabearivelo

Mpanaramaso ny fanadinana bakalorea miisa 60 no tsy tonga tetsy amin’ny foibem-panadinana lisea Rabearivelo Analakely omaly

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Aogositra 2014
Actualités.Big MJ & Francis Turbo Hanolotra seho feno

Vita bacc ve ? Manala azy de mémé ! Io no lohahevitra hoentin’ny seho, hotanterahan’i Big MJ sy Francis Turbo ao amin’ny kianjabe fanaovam-baolin’i Mahitsy

Hamaky ny tohiny
FTT