- Zoma 22 Aogositra 2014
Actualités.SAMBO NAHIANA NISY “EBOLA” AVY ANY LIBERIA Tsy navela niditra tao Toamasina
Nampisy resa-be sy tahotra teo anivon’ny seranan-tsambon’i Toamasina sy ny vahoakan’i Toamasina amin’ny ankapobeny, noho ny fiparitahan’ny resaka haingana be omaly tontolo, ny mahakasika ity sambo mitondra kaontenera avy any Liberia firenena misy sy mijaly amin’ny firongatry ny valanaretina “Ebola”.
Hamaky ny tohiny
