• Talata 26 Aogositra 2014
Actualités.Mpitsara bacc Hisondrotra ny tambin-karama

Nanomboka omaly alatsinainy 25 aogositra ny fitsarana ny fanadinana baka 2013-14 izay nifarana tamin’ny zoma teo. Ny maraina ny fitaterana ny tsara ho fantatra notarihin’ny filohan’ny oniveriten’Antananarivo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Aogositra 2014
Actualités.Ambodivona fiantsonan’ny zotra-pitaterana nasionaly Noraofin’ny kaominina ny mpivarotra amoron-dalana

Eny amin’ny arabe misy ny toby fiantsonan’ny zotram-pitaterana nasionaly indray no miala vonkina ny kaominina Antananarivo Renivohitra rehefa niala maina teny Analakely sy Soarano amin’ny fanesorana ireo mpivarotra amoron-dalana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Aogositra 2014
Actualités.Antsirabe Manao izay tiany ireo taksibe

Nitrangana lozam-pifamoivoizana indray teo anoloan’ny garan’Antsirabe ny alahady 24 aogositra 2014 lasa teo, tokony ho tamin’ny 9 sy sasany teo ho eo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Aogositra 2014
Actualités.Mitohy hatrany ny fanondranana ny boaderôzy

ary efa tsy miafina intsony ireo sambo na kely na lehibe mpanao izany. Sambo salantsalany 4 nitondra bolabola manodidina ny 25 taonina no niainga tao Manarara avaratra ny alin’ny 24 aogositra lasa teo ary nihazo an’Antalaha hanatitra ireo hazo sarobidy eny amina sambo lehibe iray an-dranomasina

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Aogositra 2014
Actualités.Ambato Mahatalaky – Tolagnaro Toaka gasy10 000 litatra no miakatra ao an-tsena isan-kerinandro

Tao anatin'ny volana maromaro, nitobaka ao an-tampon-tanànan'i Taolagnaro ny zava-pisotro mahamamo vita gasy dia ny "toaka Gasy".

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Aogositra 2014
Actualités.MPANDRAY ANJARA SA MPITSARA ?

Ry miseho misolantsolana, Ry miseho manendry tena, Fa hitondra vahaolana Hampihavanam –pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT