- Alarobia 03 Septambra 2014
Actualités.Volambetohaka - Ambalasoaray Imadiala Olona iray maty noho ny savik’omby
Maty notrongisin’ny omby teo am-pisavihana ka niboraka tsinay ny lehilahy iray mpisavika tao Ambalasoaray Kianjandrakefina ny alatsinainy 01 septambra teo nandritra ny lanonam-paranana ny Volambetohaka andiany faha-12 natao tao an-toerana. Kianja vaovao vao notokanan’ny Minisitry ny kolontsaina sy ny asa tanana ary ny vakoka ny sabotsy 31
Hamaky ny tohiny
