• Alakamisy 04 Septambra 2014
Actualités.Mpandraharahan’ny oniversite Mahajanga Mbola mitaky ny famerenana ny filoha Rabesa hatrany

Mitohy hatrany ny fitakiana ataon’ireo ray aman-drenin’ny mpianatra sy ny mpandraharaha eo anivon’ny oniversite Mahajanga mikasika ny fanalana ny filoha teo aloha Profesora Rabesa teo amin’ny fitantanana ny oniversite mahajanga ny hamerenana azy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Septambra 2014
Actualités.Mpianatry ny ENS sy INFP Mitaky ny toeran’ny DREN sy chef CISCO

Nilaza ireo fikambanan’ny mpianatra nivoaka avy ao amin’ny ENS sy INFP omaly fa izy ireo no tokony ho laharam-pahamehana amin’ny fandraisana ho mpampianantra eny anivon’ireny sekolim-panjakana isan-tokony ireny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Septambra 2014
Actualités.Fitondran-dRajaonarimampianina Manohy ny asa ratsin’ny tetezamita

Tafaverina an-tanindrazana omaly alina ny praiminisitra Kolo Roger sy ny delegasionina notarihany rehefa avy nivahiny herinandro tany Chine

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Septambra 2014
Actualités.“Betsileo” mpamongady nisy naka an-keriny Hita tao brickaville ny razana

Efa hananika ny roa volana aty aoriana vao nisy valiny ny fikarohan’ireo fianakaviany sy ny fikambanan’ny “Betsileo” ao Toamasina, mikasika ny tsy fahitana ireo mpamongady roa lahy nisy niantso tamin’ny findainy fa misy ny entana lafarinina nanaovany komandy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Septambra 2014
Actualités.Kolontsain’ny fandrobana

Manomboka mitsikafona tsikelikely ankehitriny ny afera maizina sy fanodikodinam-bola nataon’ireo mpitondra tetezamita, taorian’ny raharaha mahakasika ny ministeran’ny angovo ka nahavoarohirohy minisitra teo aloha sy mpiara-miasa aminy maro,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Septambra 2014
Actualités.Mpitondra fanjakana Mampikoroso fahana ny fanabeazana eto Madagasikara

Nopotehan’ny mpanao politika mpikaraman’ady amin’ny firaisana tsikombakomba amin’ireo vahiny mpanjanaka sy mpanam-bola ny firenena Malagasy hatramin’ny niverenan’ny fahaleovantenan’i Madagasikara tamin’ny taona 1960, hoy ny resaka sy tafa heno eny anivon’ny fiarahamonina ankehitriny

Hamaky ny tohiny
FTT