• Zoma 05 Septambra 2014
Actualités.Tezitra i Manakara « Ville morte » anio tontolo andro

Leon’ny delestazy lavareny isan’andro ny mponin’i Manakara ka haneho ny tsy fahafaliany amin’ny alalan’ny fanaovana tanàna maty na ville morte amin’ity zoma ity. Araka ny vaovao voaray avy any an-toerana dia amin’ny 9 ora maraina ka hatramin’ny 1 ora antoandro avy eo amin’ny 6 ora hariva ka hatramin’ny 11 ora alina no mandeha ny herinaratra

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Septambra 2014
Actualités.Nifanjevo ny Emmo Reg sy ny FRAM Nosamborina ny filohan’ny ANEFA

Mbola nitohy ny fitokonan’ireo mpampianatra FRAM omaly tetsy Anosy saingy tsy tafiditra tao amin’ny tokotanin’ny minisitera intsony izy ireo. Nisy ny fidinana an-dalambe nihazo ny lalana Ampefiloha iny. Tsy tontosa anefa satria efa nisy ny fanakanana nataon’ny Emmo Reg. Mbola nanohy ny hetsika hatrany izy ireo ka voasambotra tamin’izany ny filohan’ny ANEFA Andrianjafa Elidio.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Septambra 2014
Actualités.Njakatiana Hanapoaka ny Coliseum Antsonjombe

Hanapoaka ny Coliseum Antsonjombe i Njakatiana ny 01 Novambra ho avy izao, andro tsy hiasana nefa handraisan-karama

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Septambra 2014
Actualités.Bolabolana boaderozy 1039 saika aondrana an-tsokosoko indray no tra-tehaky ny zandary tany amin’ny faritr’i SAVA, omaly tolakandro

, araka ny tatitra nataon’ny minisitry ny tontolo iainana. Notanana fa tsy navela nandeha ihany koa ny sambo kely iray ahiana fa saika hitatitra ireto hazo sarobidy ireto.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Septambra 2014
Actualités.Tolagnaro Nakaton'ny Lehiben'ny Faritra ny ivontoerana-piofanana ambony (I.S.F.P.T.)

Tsy afa-nanohy ny fianarana sy ny fiofanana ireo mpianatra ao amin'ny ivontoerana ambony ho amin'ny fiofanana paramed sy transit (I.S.F.P.T) manama ny foibeny ao Antaninarenina Faradofay.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Septambra 2014
Actualités.Vokatra Malagasy. Homena lanja manokana.

Homena lanja manokana ny vita Malagasy mandritra ilay hetsika karakarain’ny SIM ny 11 ka hatramin’ny 14 septambra izao. Betsaka ireo manomboka liana amin’ny vokatra vita avy eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT