• Alatsinainy 08 Septambra 2014
Actualités.SEMPAMA NY NOSY AMORON’I MANIA Hanara-maso ny asan’ny komity misahana ny fandraisana mpampianatra

Mametraka ireo rantsana isam-paritra ny Sempama Ny Nosy amin’izao fotoana izao. Ho an’ny tao amin’ny Faritra Amoron’i Mania dia mbola voafidin’ireo mpampianatra FRAM avy amin’ny Cisco 4 nihaona tao Ambositra nandritra ny fihaonambe nataon’izy ireo ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Septambra 2014
Actualités.Valerie Trierweiler Hanao inona eto Madagasikara ?

Fantatra fa mandalo eto Madagasikara efa hatry ny sabotsy teo ilay olon-tian’i François Hollande teo aloha Valerie Trierweiler. Tsy fantatra mazava hatreto izay tena anton-diany eto Madagasikara na hiala sasatra na misy hifandraisany amin’ny asa maha mpanao gazety azy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Septambra 2014
Actualités.Hanjakan’ny matoatoa ny asam-panjakana 1 miliara Ariary isam-bolana no very

Volam-panjakana mitentina 1 miliara ariary isam-bolana no very noho ny fisian’ny mpiasam-panjakana matoatoa (fonctionnaires fantômes) araka ny tatitra nataon’ny Tahirim-bolam-pirenena, raha heverina fa mandray karama 100 000 Ar isam-bolana ny mpiasam-panjakana matoatoa iray.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Septambra 2014
Actualités.ABC School Manentana ireo kandida fonksionera tsy hatahotra kolikoly

Efa taona maro izao no niditra an-tsehatra amin’ny fanomanana ireo kandida hifaninana hiditra ho mpiasam-panjakana ny ABC School. Mpampianatra efa manana traikefa sy za-draharaha amin’ny fanovozam-pahalalana rahateo no misahana ny fampitana ny lesona amin’ireo mpifaninana misafidy ity toeram-piomanana ity

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Septambra 2014
Actualités.Antsaharatsy Viliahazo Avaradrano Halevina anio ilay ramatoa notifirin’ny jiolahy

Nitrangana fanafihan-jiolahy nampihoron-koditra tany amin’iny faritra avarabaratr’Antananarivo iny ny talata alina teo tokony ho tamin’ny 8 ora. Mpivarotra roa ao amin’ny tanàna antsoina hoe Antsaharatsy any Viliahazo distrikan’Avaradrano no lasibatra ka ny voalohany dia mpivarotra saika nividy omby tany Talata tamin’io andro saingy tsy nahazo ka nitondra vola bebe ihany nody ary dia io narahan’ny jiolahy io

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Septambra 2014
Actualités.Fampihodinana ny Jirama Mora kokoa ny menaka mavesatra

Mahatratra hatrany amin’ny 78 isa ny fiverenan’ny delestazy eto anivon’ny firenena malagasy ao anatin’ny taona iray, hoy ny Banky iraisam-pirenena. Manodidina ny 8 ora amin’ny ankapobeny ny fahatapahan’ny herinaratra, hoy ihany ny fanazavana navoakan’ity rafitra mpamatsy vola manerantany ity

Hamaky ny tohiny
FTT