- Alatsinainy 08 Septambra 2014
Actualités.Moramora !
Asa indray izay hetsika hataon’ny mpiasan’ny Jirama, fa ny an’ny Air Madagascar aloha dia efa azo ambara hoe maty an-karanany ilay fitakiana
Hamaky ny tohinyAsa indray izay hetsika hataon’ny mpiasan’ny Jirama, fa ny an’ny Air Madagascar aloha dia efa azo ambara hoe maty an-karanany ilay fitakiana
Hamaky ny tohinyNy fananana ireo vahoaka 22 tapitrisa no hahafahana mametraka fanjakana matanjaka ka hisian’ny fitoniana ara-tsosialy eto amintsika raha ny nambaran’ny filohan’ny HAFARI Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina omaly tetsy amin’ny sekoly ambony UPRIM
Hamaky ny tohinyRaha nihevitra ity tranombarotra mpivarotra moto scooter sy karazana kidoro ary kojakojan-tokantrano sy ara-moto antsoina hoe “king’s” Ambolomadinika ity
Hamaky ny tohinyNohamafisin’ny Lehiben’ny Faritra Anosy nandalo teto Iarivo, Rahovelson Fanomezana Israël, ny nambaran’ny depiote voafidy tany amin’ny distrikan’Amboasary teto amin’ny Tia Tanindrazana farany teo, fa hatramin’ny fameranana ny “operation coup
Hamaky ny tohinyToe-tsaina mihitsy no mila ovana raha tiana ny hanana zavatra tsara. Misy manao amboletra indray hikarakara hetsika ankoatra ny fanatanjahantena ao amin’ny kianja Rasolonjatovo amin’ity volana ity
Hamaky ny tohinyAnisan’ny tranga iray tsy mety adino eo amin’ny fiainana no sady tsy fahazoana filaminan-tsaina ny asan-jiolahy.
Hamaky ny tohiny