- Alarobia 10 Septambra 2014
Actualités.Varotra rongony Vao mainka miroborobo
Maro izay tratra izay, fa misy ary vao mainka aza miroborobo ny varotra rongony eto an-drenivohitra.
Hamaky ny tohinyMaro izay tratra izay, fa misy ary vao mainka aza miroborobo ny varotra rongony eto an-drenivohitra.
Hamaky ny tohinyNivoaka ny alarobia 3 septambra 2014 lasa teo ny filaharana manerantany momba ny fifaninanana ara-toekarena ho an’ny taona 2014-2015. Mitohy ny fihemorana ho an’ny firenena Malagasy izay very toerana 15 be izao
Hamaky ny tohinyTsy matahotra mpitandro ny filaminana intsony ireo dahalo manafika sy mpangalatra omby ao amin’ny distrikan’Ambositra tato anatin’ny herinandro izao.
Hamaky ny tohinyOmaly alatsinainy maraina tokony ho tamin’ny sivy ora dia vaky ny fantsona lehibe iray mitondra ny ranon’ny Jirama eo amin’ny tetezana Antsakaviro iny. Vokany, dibo-drano ny tanàna ary azo lazaina fa tondraka mihitsy ny manodidina
Hamaky ny tohinyHanamboarana foto-drafitrasa lehibe toy ny trano ary hamidy no antony hanalana ireo mpivarotra etsy amin’ny toerana filalaovam-baolina coum 67 ha, araka ny vaovao azo tamin’ireo mpivarotra.
Hamaky ny tohinySolombavam-bahoaka teo aloha tany Ambatondrazaka ny lehilahy. Mahatsiaro manana adidy izy ankehitriny manoloana ireo olana miavosa manjo ny mponina any Alaotra. Ankoatra ny tontolo ny fitsaboana izay hanampiany olona maro dia mirotsaka an-tsehatra izy mikaroka
Hamaky ny tohiny