• Alarobia 10 Septambra 2014
Actualités.EPP Ivandry Nojerena manokana ireo ankizy tena sahirana

Ankizy mpianatra tena sahirana mandranto fianarana eo anivon’ny ambaratonga fototra Ivandry no notolorana fanampiana hahafahana manohana azy ireo. Ny fikambanana Rotaract club Ivandry sy ny orinasa Star no angady nananana sy vy nahitana ny fanomezana ho fitsinjovana ny maha olona

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Septambra 2014
Actualités.Fampirantiana momba ny fahandroan-tsakafo Miditra amin'ny andiany fahefatra ny hetsika

Toy ny fanaony isan-taona dia hanatanteraka ilay fampirantiana momba ny fahandroan-tsakafo maneran-tany indray ny AFT etsy Andavamamba. Andiany fahefatra izy ity, hanomboka rahampitso alakamisy 11 septambra haharitra valo andro

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Septambra 2014
Actualités.FANAFIHANA MITAM-PIADIANA Olona roa maty, 2 tapitrisa Ar voaroba tao Andaboly Toliara

Tovolahy 18 taona zanaky ny tompon-trano no maty.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Septambra 2014
Actualités.Fanalana ireo mpianatra ao Barikadimy Anio alarobia mifankahita !

Tsy raikitra ny sabotsy teo ny fanalana ireo mpianatra tao amin’ny Campus oniversiten’i Barikadimy, na efa namoaka fanambarana mikasika izany aza ny fiadidian’ny oniversiten’i Toamasina, ary nampahafantarina ireo manampahefana sy ny governementa ary ny mpitandro ny filaminana izany

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Septambra 2014
Actualités.FIKAMBANANA ASA FA TSY KABARY Nanome fiofanana ho an’ireo tanora tao Mahajanga

Tsy nanadino ireo tanora tao renivohitra Boeny izay foiben’ny ny fikambanana AFAKA (Asa fa tsy Kabary) ny mpikambanana ka nanome fiofanana maimaimpoana momba ny fahaizana mitarika sy ny famoronana asa ho an’ny tanora izy ireo ka tsy hanavahana sokajin-taona.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Septambra 2014
Actualités.MAMAHOAKA ANDIANY FAHA 6 Fahombiazana na dia tsy ampy vola nampiasaina aza

Azo lazaina fa fahombiazana ny Hetsika Mamahoaka andiany faha-6 natao tao Antsirabe ny 5-6-7 Septambra lasa teo

Hamaky ny tohiny
FTT