• Alatsinainy 15 Septambra 2014
Actualités.SIM andiany faharoa Niverina ny fahatokisan’ny mpanjifa ny “Vita Malagasy”

Nifarana omaly alahady rehefa naharitra hefarana ilay hetsika ara-barotra nokarakarain’ireo Sendikan’ny Indostria eto Madagasikara na ny SIM. Nilaza ny mpikarakara fa afa-po izy ireo ary tafita ny hafatra satria niverina ny fahatokisan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Septambra 2014
Actualités.Sosona ôzôna Tanjona ny tamin’ny 1980

Mihamanify andro aman’alina ny sosona ôzôna vokatr’ireo etona avoakan’ny indostria samihafa, indrindra ny ampiasaina amin’ireo vata fampangatsiahana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Septambra 2014
Actualités.TAPATAPANY

Feno mpampanofa vatana indray ankehitriny eny amin’ny manodidina ny Lapan’ny tanàna Analakely rehefa amin’ny alina. Enim-bolana lasa anefa, vao nandray ny asany ny ekipan’ny delegasiona manokana dia nanao bemidina nanala ireo mpivarotena mijorojoro amin’ny sisin-dalana teo Analakely sy Tsaralalana ny polisy nasionaly sy ny avy amin’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Septambra 2014
Actualités.Ankify - Ambanja Tsy azo iampitana tolakandro

Fotoana mampisamonta ny ranomasina manodidina an’i Nosy-Be rehefa volana septambra toy izao sy ny volana martsa

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Septambra 2014
Actualités.Vidim-bary Hiakatra foana hatramin’ny faran’ny taona

Niakatra nanomboka tamin’ity volana septambra ity ny vidim-bary manerana ny nosy, araka ny tatitra navoakan’ny Ivon-toerana mpandinika ny vary. Manodidina ny 1.300 hatramin’ny 1.400 Ariary, ohatra, ny kilaon’ny makalioka raha ny tsena eto Antananarivo no resahana

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 13 Septambra 2014
Actualités.Madagasikara Amidy 100 miliara dolara amin’ny Sinoa ?

Mbola nanamafy omaly maraina ny praiminisitra Kolo Roger fa tena vonona hampiasa vola be eto Madagasikara ny Sinoa. Raha ny filazany dia afaka mangataka bolongam-bola hatrany amin’ny 100 miliara dolara amin’ny Sinoa isika. I Zimbaboe izay tsy dia manana harena aza sahy nangataka 34 miliara dolara, hoy ny praiminisitra mainka fa isika izay tena manankarena be ity

Hamaky ny tohiny
FTT