• Alatsinainy 15 Septambra 2014
Actualités.Nampiahiahy ny fihetsiny Basy sy ody gasy no tao anaty sakaosy rehefa nosavaina

Tao Andatabo Toliara ny faran’ny herinandro teo dia rangahy iray nandeha fiara tamin’ny lalam-pirenena faha-7 nampiahiahy nosavain’ny polisin’ny FIP nanao sakana ny entany tao Andatabo (10 km tsy hiditra an’i Toliara) no nahatrarana basy vita gasy tsy ara-dalàna niampy ody gasy natao tao anaty moara maromaro iray sakaosy

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Septambra 2014
Actualités.Famatsiam-bola madinika Fitaovana iray iadiana amin’ny fahantrana

Tsy ao anatin’ny fomba fisainana Malagasy ny findramam-bola eny anivon’ny banky na famatsiam-bola madinika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Septambra 2014
Actualités.Fifamoivoizana Faran’ny herinandro namoa-doza

Nisesy ny lozam-pifamoivoizana ny faran’ny herinandro teo teto Antananarivo sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Septambra 2014
Actualités.Fiarahamonina Misesy ny fahitana razana eny amoron-dalana

Lehilahy manodidina ny 50 taona no hita maty teny Ambohimahitsy ny marainan’ny sabotsy teo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Septambra 2014
Actualités.Vidim-piainana Midina hatramin’ny 50% raha foanana ny MID

Nanambara ireo mpikambana ao amin’ny FMI Malagasy (Fahefa-Mividy Izao no takian’ny Malagasy) fa azo atao tsara ny mampihena ny vidim-piainana hatramin’ny dimam-polo isan-jato.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Septambra 2014
Actualités.Magro Behoririka Toerana mendrika no handraisana ny prezidà Ravalomanana

Mbola an-dalana sy mitady hevitra hivoahana amin’ny krizy ny fanjakana ankehitriny, hoy Razafimandimby

Hamaky ny tohiny
FTT