• Talata 23 Septambra 2014
Actualités.Fikojakojana ny lalam-pirenena faha-4 Tsy mbola tontosa ny ampahany eny Talatamaty

Andrasana ny fanamboarana ny ampahan-dalana mandalo eny amin’ny faritr’i Bel’Air Talatamaty avy amin’ny minisiteran’ny Asa Vaventy izay tafiditra ao anatin’ny lalam-pirenena faha-4 mampitohy an’Antananarivo sy Mahajanga, hoy ny ben’ny tanàna Razafindratsimba Rado

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Septambra 2014
Actualités.Fizahantany ara-tsakafo Nahaliana Malagasy sy vahiny ny Haify Malagasy mampihavana

Nahaliana sy nahasarika olona maro tokoa ny hetsika ara-pizahantany “Ny haify Malagasy mampihavana” notontosaina nandritra ny roa andro, 20 sy 21 septambra, teny amin’ny zaridainan’Andohalo. Hetsika natao indrindra hisintonana mpizahatany mandalo eto an-drenivohitr’i Madagasikara izy ity raha ny fanazavana azo avy amin’ny tompon’andraikitra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Septambra 2014
Actualités.Ampasikabo Tolagnaro Nitrangana hain-trano mahatsiravina

Nitrangana hain-trano mahatsiravina ny zoma alina teo sahabo ho tamin'ny 8ora tao Ampasikabo Tolagnaro. Mitentina an-jatony tapitrisa ariary ny fahasimbana. Fanaka lafo vidy miampy kamiao citerne iray feno solika kila forehitra sy lasa lavenona

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Septambra 2014
Actualités.HAIN-TRANO TETO AN-DRENIVOHITRA Nahatratra 20 tao anatin’ny iray volana

Nahatratra 20 isa be izao ny hain-trano niseho teto an-drenivohitra tamin’ity volana Septambra ity, izany hoe iray isaky ny iray andro sy tapany raha atao ny salan’isa, 17 izany tamin’ny volana Aogositra. Nahitana fiakarany izany raha io isa io no jerena niampy ain’olona iray nafoy

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Septambra 2014
Actualités.Fiaraha-mitantana ny « iles éparses » Midika ho faharesena manoloana an’i Frantsa, hoy ny CNRIE – RPC

Mitsipaka marindrano ny fiaraha-mitantana ny « iles éparses » eo amin’ny Madagasikara sy Frantsa araka ny eritreritry ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina ry zareo avy ao amin’ny CNRIE – RPC na ny komitim-pirenena mitaky ny famerenana ny « iles éparses » amin’i Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Septambra 2014
Actualités.Madajazzcar andiany faha-25 Mpanakanto Malagasy manodidina ny 100 no handray anjara aminy

Hotanterahina eto amintsika ny 01 ka hatramin’ny 11 Oktobra ho avy izao indray ilay hetsika Madajazzcar andiany faha-25. Natao indrindra hanomezan-danja ireo mpanakanto miangaly ny jadona jazz izy io na ho an’ireo teratany vahiny izany na ho antsika eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny
FTT