- Alarobia 24 Septambra 2014
Actualités.Ankazomiriotra sy Ambohibary Sambaina Tantsaha 2 400 notolorana masomboly
Masomboly vary an-tanety sy anaty rano nilanja 60 taonina no nozaraina. Tantsaha manodidina ny 2 400 tao Vakinankaratra ka anisan’ny nahazo tombony tamain’izany ny Kaominina Ankazomiriotra sy Ambohibary Sambaina. Ny Sabotsy 20 Septambra 2014 lasa
Hamaky ny tohiny