• Alarobia 24 Septambra 2014
Actualités.BAKALOREA MAHAJANGA 32,11% ny taham-pahafahana

Nihena ny taham-pahafahana bakalorea ankapobeny sy ara-teknika ho an’ny faritra Boeny tamin’ity taona ity raha noharina tamin’ny taon-dasa. Nidina ho 32,11% izany raha 43% tamin’ny taona 2013 iny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Septambra 2014
Actualités.Bakalorea Toamasina Hivoaka anio ny valim-panadinana

Anio misandratr’andro no hanao ny “déliberation” ny valin’ny bakalorea 2014 ny eo anivon’ny ofisy manokana misahana izany eo anivon’ny oniversiten’i Toamasina. Anio hariva izany no hivoaka ny valin’ny fanadinana nandrasan’ireo mpianatra famaranana niatrika fanadinam-panjakana farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Septambra 2014
Actualités.Kaominin’i Sabotsy Namehana Amin’ny 1 ora hatramin’ny 3ora maraina no mantsaka rano

Tena fijaliana ho an’ny mponin’i Sabotsy Namehana manontolo ny fahazoana rano fisotro madio tao ho ao, hoy Andriamosa Avotraina, ben’ny tanàna eny an-toerana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Septambra 2014
Actualités.FANAFIHANA MITAM-PIADIANA Saron’ny mpitandro ny filaminana i Jean Ferlin sy ny namany

Nody ventiny ny rano nantsaikana ho an’ireo mpitandro ny filaminana tao Mahajanga tamin’ny fitadiavana ireo mpanao ratsy tamin’ny fanafihana misesy tany an-toerana ny faran’ny herinandro teo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Septambra 2014
Actualités.Fanampiana an’i Rodriguez kely 4.982.900 Ar no vola nomen’ireo malalatanana

Nanao hetsika fitadiavam-bola entina hanampiana ilay zazalahy manana olana noho ny zavatra maniry eo amin’ny lohany avy any Fenoarivo atsinanana antsoina hoe Rodriguez, ny fikambanana tanora natambatry ny tranonkalan-tserasera « facebook » antsoina « Ino Maresaka Tamatave ».

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Septambra 2014
Actualités.Firosoana amin’ny TNT Hazakazaka arahin-tsosika ny an’ny fanjakana

Neken’ny filankevitry ny governemanta natao omaly ny fananganana ny Comité National pour la Migration Numérique (CNMN), izay komity iray hanafaingana ny fitsimbadihana mankany amin’ny Télévision Terrestre numérique (TNT).

Hamaky ny tohiny
FTT