• Talata 30 Septambra 2014
Actualités.25 taona nijoroana ny FIFATA 179.000 ny mpikambana ao aminy

Nankalazaina tao Antsirabe ny faha-25 taona niorenan’ny FIFATA na ny “Fikambanana Fampivoarana ny Tantsaha”, omaly Alatsinainy 29 Septambra 2014, ka teny amin’ny foibe-toeran’ny fikambanana ihany no nanaovana izany

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Septambra 2014
Actualités.Afrika Atsimo Hamatsy angovo an’i Madagasikara

Nihaona tamin’ireo mpandraharaha tao Toamasina ny minisitry ny varotra sy ny fanjifana Rafidimanana Narson sy ny ambasadaoron’i Afrika atsimo Atoa Gert Grobler. “Fifanaraham-piaraha-miasa eo amin’ny Afrikana tatsimo sy Madagasikara” no lohahevitry ny adihevitra nifanaovana naharitra ora telo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Septambra 2014
Actualités.Association Zanabahoaka III G Hangar Hangotraka ny famaranana ny « Vacances Rotsirotsy 2014 » amin’ny alahady

Toy ny fanaon-dry zareo isan-taona dia hanatanteraka fizarana mari-pahatsiarovana sy loka ho an’ireo ankizy afaka fanadinam-panjakana toy ny Cepe, Bepc ary Bacc etsy amin’ny Ex- Sanifer Antohomadinika ny fikambanana Zanabahoaka III G Hangar

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Septambra 2014
Actualités.Hafari Malagasy Ampy hozaraina amin’ny Malagasy rehetra ny tany eto Madagasikara

Manomboka amin’ity herinandro ity ny fikarakarana ny tany hamafazana masomboly eny amin’ny tanàna vaovao hisy ny mpifindra monina an-tsitrapo karakarain’ny Hafari Malagasy, eny Andranomasina Ambohidratrimo, hoy ny filohany Rafanomezantsoa Jean Nirina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Septambra 2014
Actualités.Logiciels libres Azo iadiana amin’ny hosoka

Manjaka amin’ny sehatra maro ny hosoka amin’izao fotoana izao. Tsy afa-miala amin’izany ny tontolon’ny hairaha avo lenta toy ny fikirakirana ny solosaina sy ny informatika. Fitaovana tena goavana ilaina amin’ny fanatsarana ny fifehezana ny serasera eo amin’ny sehatry ny informatika ohatra ny fampiasana «logiciels».

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Septambra 2014
Actualités.Maloto i Toliara Miparitaka etsy sy eroa ny fako manempotra

Mananontanona ary ahiana indray ny hisian’ny areti-mandoza toy ny «Kôlera» sy ny «Pesta», satria tsy mahita vahaolana amin’ny fandraofana ireo fako miavosa etsy sy eroa mameno tanàna masiso sy manempotra ny ao amin’ny kaominina. Hatreny an’arabe ahitana izany. Tsy tanànan’ny masoandro intsony, fa renivohitry ny fako i Toliara ankehitriny, hoy ireo mpitazana, raha ny zava-misy sy maso mahita ao Betania Scama

Hamaky ny tohiny
FTT