• Alakamisy 02 Oktobra 2014
Actualités.Polisim-pirenena Ambatondrazaka Vonona hampanjaka ny fandriampahalemana

Toy ireo polisy manerana nosy dia tsy nanadino velively ny vaninandro nisian’ny polisim-pirenena voalohany ny polisy any amin’ny renivohitry ny faritra Alaotra Mangoro dia ny 30 septambra 1961.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Oktobra 2014
Actualités.Vokatry ny herisetra natao azy ireo Zazavavy kely roa nandositra

Nahatsiaro natao ankilabao sy tsy norarahaina ary voalatsa lava ireto ankizy vavy kely roa 10 taona sy 8taona izay nipetraka tamin’ny renibeny any amin’ny kaominina Ambatosoratra distrikan’Ambatondrazaka, ka nanapa-kevitra ny hody etsy Ankadimbahoaka Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Oktobra 2014
Actualités.Hitohy ny delestazy Tsy manana vahaolana matotra ny fanjakana

Nisy ny fivoriana manokana nandinihana ny delestazy sy ny olan’ny orinasa Jirama notanterahana ny sabotsy 27 septambra lasa teo. Taorian’izay no nivoahan’ny fanapahan-kevitra fa ampitomboina ny solika omena ny jirama ary dia efa nisy ny fifampiresahana tamin’ireo kaompania mpivarotra solika.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Oktobra 2014
Actualités.« Café de la Gare » novidian’ny zanaky ny filoham-pirenena Mila mihetsika ny BIANCO, hoy i Serge Zafimahova

Tsy tokony hiandry fitoriana na fitarainana ny Bianco fa tonga dia mihetska ka manadihady ny momba ilay resaka hoe novidian’ny zanaky ny filoha Rajaonarimampianina ny Café de la Gare etsy Soarano, raha ny hevitr’Atoa Serge Zafimahova.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Oktobra 2014
Actualités.Fetin’ny labiera eny Amin’ny Coliseum Tsy nahazo alalana avy amin’ny tanànan’Antananarivo

Tsy nomen’ny avy eo anivon’ny kaominina Antananarivo renivohitra alalana hanatanteraka ny fetin’ny labiera eny Coliseum Atsonjombe ny mpikarakara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Oktobra 2014
Actualités.Jiolahy mpanafika nidiran’andro Ny vola tsy azo, ny basy tratra, izy telo nazeran’ny moto

Nitrangana fanafihana mitam-piadiana indray tao Toamasina ny alatsinainy tokony tamin’ny 10ora maraina.

Hamaky ny tohiny
FTT