• Zoma 03 Oktobra 2014
Actualités.BANKY FOIBEN’I MADAGASIKARA Fikarakarana sy famoahana vola no tena asany

Andraikitra voalohany raisin’ny banky foiben’i Madagasikara ny fikarakarana sy ny famoahana ny volan’ireo banky izay miara-miasa aminy ary ireo banky mpampindram-bola hafa sy ny fanamboarana ireo vola ampiasaina eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Oktobra 2014
Actualités.Tsimbazaza Fiara efatra no indray nifanosona

Tsy fahamalinana sy tsy fifandeferana kely fotsiny dia ahitan-doza ary animban-javatra. Izay no nitranga tetsy Tsimbazaza omaly tolakandro nanodidina ny tamin’ny efatra ora

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Oktobra 2014
Actualités.Patrick Raharimanana “Lany andro mifanasa vangy sy mifamingana fotsiny isika”

Maha be resaka ilay fikasan’ny fitondrana hanatanteraka ilay hoe «Congrès du14 octobre» hamoriana ireo kandida Filoham-pirenena teo aloha sy lehiben’antoko politika mba hiarahana mijery ny resaka fampihavanam-pirenena, hanovana ny governemanta,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Oktobra 2014
Actualités.Omby “fourrière” eny Alakamisy Mihena am-pitoerana, matin’ny hanoanana

Ny 7 amin’ireo omby 49 nampidirina “fourrière” eny Alakamisy Fenoarivo izao no fantatra fa maty, noho ny tsy fahampian-tsakafo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Oktobra 2014
Actualités.Mpampianatra mpikaroka eny Ankatso. Tsy hamoaka ny naotin’ny mpianatra raha…

Nanambara ireo mpampianatra mivondrona ao anatin’ny SECES omaly fa raha toa ka tsy homen’ny fanjakana ny tambin’ny ora fanampiny amin’ny fampianarana izay ataon’izy ireo dia tsy hamoaka ny naotin’ireo mpianatra tamin’ny fanadinana izay natao farany teo izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Oktobra 2014
Actualités.Toliara Nikatso ny asa aman-draharaha rehetra

Velon-taraina ireo mponina mpampiasa ny lalana manoloana ny hotely Hyppocampo ao Mahavatse II

Hamaky ny tohiny
FTT