• Alatsinainy 13 Oktobra 2014
Actualités.Halatra sy trafikana nikela Mpandraharaha Sinoa no tompon’ny kamio nitatitra ny nikela

Miroso ary efa somary lasa lalina ihany ny fanadihadiana mikasika ilay nikela saika natao trafika nankany Pays Bas nangalarina tao Ambatovy tratra ny herinandro nivalona iny milanja 60 taonina ary nizara kaontenera 3 ihany koa

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Oktobra 2014
Actualités.Asa fanaovan-gazety. Betsaka ireo efa mirona any amin’ny fanaovana fanadihadiana lalina

Betsaka amin’ny mpanao gazety tanora malagasy no efa manomboka mirona sy mandalina ny fanaovana ny fanadihadiana lalina na ny “journalisme d’investigation”. Tsapa io nandritra ny famoahana ireo mpianatra andiany faha-3 tao amin’ny FDJ

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Oktobra 2014
Actualités.Depositaires de Médicament Nivoaka ny fehinkevitry ny Fihaonambem-pirenena

Marefo ary tsy mirindra araka ny tokony ho izy ny famatsiana fanafody any ifotony, hoy ry zareo mpikambana ao amin’ny vovonana DMM na Depositaires de Médicament vao nahavita ny Fihaonam-bem-pirenena voalohany omaly tetsy Antohomadinika Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Oktobra 2014
Actualités.Fitondram-panjakana 3 volana hanitsiana ny fomba famindra

Maro ny zava-nitranga teto amin’ny firenena tao anatin’izay 9 volana niverenan’i Madagasikara ao anatin’ny rafitra manaraka ny Lalàmpanorenana izay. Teo ny fianianana mirakitra fampanantenana mipoapoaka nataon’ny filohan’ny Repoblika tamin’ny 25 janoary 2014.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Oktobra 2014
Actualités.Ady amin’ny fahantrana Vita raha manahaka ny ataon’ny Hafari Malagasy ny rehetra

Tsy mieboebo izahay fa tena manetry tena raha milaza ankehitriny fa ho vita ny ady amin’ny fahantrana raha manaraka ny ataon’ny Hafari Malagasy avokoa ny rehetra, hoy Rafanomezantsoa Jean Nirina filohan’ity vovonan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Oktobra 2014
Actualités.Magro Behoririka Fanjakana mandroso mihemotra tahaka ny lelon-jaza no misy eto

Mahagaga, hoy i Guy Roger mpitarika ny fikambanan’ny gadra politika tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly, fa ny mpividy bolabola indray no mametraka fepetra amin’ny fanjakana nefa bolabola Malagasy notapahina fahatany no resahina. Dia ny vahoaka koa no mitsara, hoy izy, hafa kely tsy toy ilay nomen’ny filoha Marc Ravalomanana ny kit scolaire zarain’ny fitondram-panjakana ankehitriny fa entan’ny T1 sy T2 ihany no mety antonona ao anaty kitapo

Hamaky ny tohiny
FTT