• Talata 14 Oktobra 2014
Actualités.Mpanao gazety teny Faravohitra omaly Afaka tsy nino nefa tsy afaka ny tsy nahita an-dRavalomanana

Efa tonga aho ity, efa eto aho izao, tsy misy izay tsy mahalala fa eto tonga eto aho hatramin’ny Amerikanina, hoy ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana, nitafa tamin’ny mpanao gazety teny Faravohitra omaly

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Oktobra 2014
Actualités.Fisamboarana an-dRavalomanana Niainga avy ao amin’ny Prezidansa ny baiko

Mazava ny resaka ! Niainga avy ao an-dapa, ny fiadidiana ny Repoblika, avokoa ny baiko rehetra manodidina ny fisamborana ny filoha Marc Ravalomanana omaly

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Oktobra 2014
Actualités.RONIM-BOLAFOTSY Manasitrana aretina maro

Betsaka ireo karazan'aretina tsy sitram-panafody amin'izao ka mampipenimpenina fatratra ireo sendra izany. Lohalaharana amin'izany ny aretin'ny homamiadana izay efa nandanian'ny sasany ny fari-pananany mihitsy saingy tsy nahitam-bokany ihany. Tsotra anefa ny fanafodin'izy ireny raha araka ny fanazavan'i Dadamanana etsy Ambodivona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Oktobra 2014
Actualités.SEMPAMA NOSY Tanteraka ny 80%-n'ireo fitakiana nataony tamin'ny fanjakana

Tanteraka avokoa ny 80%-n'ireo fitakiana nataon'ny SEMPAMA Nosy tamin'ny fitondram-panjakana raha araka ny tafa nifanaovan'ny filohany Ratolojanahary tamin'ny mpanao gazety omaly. Hanomboka handray ny asany avokoa, araka izany, izy ireo mba ho tombontsoan'ny zana-bahoaka manerana ny faritra 22.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Oktobra 2014
Actualités.Tatitry ny mpitondra fanjakana Mifangaro voraka ny jery todika sy ny vinavina

Raha jery todika tamin’ny asa vitan’ny governemanta tao anatin’ny enim-bolana nijoroana no niandrasan’ny mpanara-baovao tamin’ny minisitry ny Asa tanana sy Kolontsaina sady mpitondra tenin’ny governemanta dia toy ny nitanisa ny vinavina mbola any an-kibon’ny omby no nibahan-toerana tamin’ny tatitra nataony tamin’ny mpanao gazety ny faran’ny herinandro lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Oktobra 2014
Actualités.Ambohimanandray-Ambohimanarina Nozaraim-potsiny ny sakafo masaka

« Misaotra anareo mijery anay sahirana, hoy ny komitim-pokontany, mba mihinana vary antoandro izahay, hoy ny ankizy ».

Hamaky ny tohiny
FTT