Actualités

Fisamboarana an-dRavalomanana Niainga avy ao amin’ny Prezidansa ny baiko


  • Talata 14 Oktobra 2014

Mazava ny resaka ! Niainga avy ao an-dapa, ny fiadidiana ny Repoblika, avokoa ny baiko rehetra manodidina ny fisamborana ny filoha Marc Ravalomanana omaly

Baiko avy any an-dapa no nanatanterahana ny fisamborana tamin’ny fomba feno habibiana tsy manaja ny zo aman-kasina maha filoham-pirenena teo aloha an’Atoa Marc Ravalomanana. Izay ve no nampangina na nampanginana ny teo anivon’ny governemanta fa ny Talen’ny kabinetran’ny fiadidiana ny Repoblika, Henry Rabary-Njaka no niditra an-tsehatra amin’ny zavatra tsy tokony hidirany ? Noho izay fifangaroan’andraikitra izay ihany koa ve no nampiely ny resaka fa nikasa ny hametra-pialana ny Sekretera jeneralin’ny Fiadidiana ny Repoblika, ny jeneraly Ralala Roger ? Nametraka mazava ny ankolafy Ravalomanana manoloana izany fa dia “tompon’andraikitra 100% amin’ny aina sy ny fahasalaman’Atoa Marc Ravalomanana ny filohan’ny Repoblika Hery Rajaonarimampianina satria any am-pelatanan’izy ireo izy”.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • ActualitĂ©s
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalĂ na

Hijery ny tohiny
FTT