- Talata 21 Oktobra 2014
Actualités.Lalana Ambolomadinika – Tanambao V Tsy maintsy hisy ny fandravana trano
« Tsy maintsy esorina ireo trano manelingelina ny fanamboaran-dalana, ny tsy fanaovana izany dia hitarika ny olona tsy hanara-dalàna ary hanasarotra ny asa fampanarahan-dalaàna hatao ihany koa. Tany tan-dalàna isika ka mila hampiharina izany, nefa tsy ny minisitera no hanao izany fa ny kaominina tompon’ny tanàna…
Hamaky ny tohiny