• Alakamisy 23 Oktobra 2014
Actualités.Roa lahy nanao “pointe” tamin’ny moto Maty tsy tra-drano ny iray

Roa lahy nitondra moto avy nanatitra ny sakaizany teny amin’ny fokontany Mahavoky-Atsimo no nitrosona tamin’ny arabe ny alin’ny alahady hifoha ny alatsiniainy

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Oktobra 2014
Actualités.Zaza menavava novonoina tamin’ny fomba feno habibiana Notsindriana vato tao ambany tetezana ny razana

Hatairana ny an’ity ankizy kely iray handeha handro ka nilalao tao ambany tetezana, raha nahita fatina zaza menavava iray vao enim-bolana notsindriana vato teo amoron-drano, tany amin’ny distrikan’i Vohipeno

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Oktobra 2014
Actualités.CARAMBOLE SPIRIT TOUR 2014 Hitety faritra maro eto amintsika ny "The rivertones"

Hanatanteraka fampisehoana maimaimpoana eto amintsika ny tarika The rivertones, tarika mpiangaly manokana ny gadona reggae avy atsy Afrika Atsimo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Oktobra 2014
Actualités.DREN Vakinankaratra Naka ny toerany Rakotosalama Zefa Arisoa

Vitatamin’ny herinandro lasa teo ny famindram-pahefana teo amin’ny talem-paritry ny fanabeazam-pirenena teo aloha, Atoa Rakotomalala Andriamihaja sy ny vaovao Atoa Rakotosalama Zefa Arisoa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Oktobra 2014
Actualités.Fiaramanidin’ny Air Madagascar Valaka mitatitra entan’ny mpitondra

<. Ankoatr’ireo dia valaka mitatitra ny entan’ny mpitondra ny fiaramanidina, izay efa antitra rahateo. Tranga iray ny niseho tamin’ny alahady 12 oktobra 2014 lasa teo. Ankoatra ny entan’ny mpandeha avy aty Antananarivo nihazo an’i Paris dia nibaby enta-mavesatra ilay Airbus A340-300 mitondra lokon’ny “Air Madagascar”. Tsy nisy valaka tamin’izay koa tamin’ny fiverenany, niala tao Roissy Charles de Gaule hitodi-doha ho aty Antananarivo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Oktobra 2014
Actualités.Tontolon’ny Fambolena. Maharatsy ny vokatra eto Madagasikara ny ahidratsy.

Anisan’ny mbola mahakely ny vokatra azo eto Madagasikara ny fisian’ny ahidratsy. Io no nambaran’ireo mpandinika sy mpisehatra eo amin’ny lafiny fambolena teny Ankorondrano omaly. Vokatra fihinana no tena lasibatra amin’izany, indrindra fa ny vary

Hamaky ny tohiny
FTT