• Alakamisy 23 Oktobra 2014
Actualités.Minisitra Fienena Richard Nesorina fa nanelingelina

Raha ny fandravana ny governemanta no nandrasan’ny maro dia ny fanilihana ny minisitry ny angovo, Fienena Richard, tsy ho mpikambana ao amin’ny governemanta intsony no nihazakazahan’i Hery Rajaonarimampianina natao omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Oktobra 2014
Actualités.Antenimieram-pirenena Voakiana fa tsy manaja fotoana ireo solombavambahoaka

Tsy tanteraka hatramin’ny farany fa najanona an-tenantenany ny fivoriambe voalohany azon’ny besinimaro atrehana ao anatin’izao fivoriana ara-potoana faharoan’ny solombavambahoaka eny Tsimbazaza izao

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Oktobra 2014
Actualités.Asa sosialin’ny vadin’ny filoham-pirenena Olona 120 no nahazo tombontsoa tao Ambositra

Mitohy hatrany ny asa sosialy ataon’ny vadin’ny filoham-pirenena Voahangy Rajaonarimampianina amin’ny alalan’ny asa tanamaro na Himo eny anivon’ny fokontany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Oktobra 2014
Actualités.Delestazy Vahaolana ny 3P

An-dalana amin’ny fikarohana ireo vahaolana hanafoanana ny fahatapahan’ny herinaratra lavareny eto Madagasikara ny fitondram-panjakana ankehitriny. Fanapahan-kevitra noraisina io nandritra ny filankevitry ny minisitra farany teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Oktobra 2014
Actualités.Helson Brisson Erafa na i Jubé Ampy izay fijaliam-bahoaka izay

Nahomby ny dinika natrehanay solombavambahoaka 4 mianadahy nisolotena ny parlemanta malagasy tany amin’ny fivoriambe nandinihana ny resaka fanajana ny zon’olombena aty Afrika sy maneran-tany tamin’ny ankapobeny izay natao tany Egypta ny 23 sy 30 septambra lasa teo

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 23 Oktobra 2014
Actualités.Randriamahefa Henri Charles Sambatra ny mpampihavana fa izy no tena zanak’Andriamanitra

Mitana ny teny voalaza tao anaty boky mena fahiny manao hoe : « Faire l’histoire pour ne pas la subir » aho, hoy ny depiote Randriamahefa Henri Charles avy any Moramanga. Ara-bakiteny ny dikan’izany, hoy izy, dia hoe

Hamaky ny tohiny
FTT