• Zoma 24 Oktobra 2014
Actualités.Fandraisana FRAM Miakatra ny feo any ITASY

Nandiso fanantenana ny ankamaroan’ireo mpampianatra FRAM any Itasy ny fivoahan’ny lisitr’ireo noraisina ho mpiasam-panjakana, tafiditra amin’ireo 10.000 nampanantenain’ny Fanjakana fa horaisina amin’ity taom-pianarana 2014-2015 ity

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Oktobra 2014
Actualités.Fitsarana Anosy Afaka madiodio ireo mpanao gazetin’ny Tia Tanindrazana

Nandalo teny amin’ny fampanoavana – fitsarana Anosy omaly tolakandro ny mpanao gazety roa avy eto amin’ny gazety Tia Tanindrazana, noho ny fitoriana napetrak’olona taorian’ny famoahana lahatsoratra ny 25 septambra 2014 momba ny zazarano nisy nanary tao anaty dabam-pako teny Andraisoro

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Oktobra 2014
Actualités.Telo andro tsy hisy masoandro Vonona ve ny Jirama sy ny mpitandro ny filaminana ?

Ho maizin-kitroka mandritra ny telo andro, tsy hisy taramasoandro ho tonga eny ambonin’ny tany ny 21, 22 ary 23 desambra ho avy izao

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Oktobra 2014
Actualités.TSIMBAZAZA

Moa ve fifandanjan`ny hery, Sa dia fifandanjan`ny vola ? Sarotsarotra ny handeha irery. `Zay voavidy dia miara-midola.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Oktobra 2014
Actualités.Tovovavy telo mpiray tampo Indray maty an-drano

Loza sy fahoriana tsy misy ohatran’izany no nahazo an’ity fianakaviana iray monina ao amin’ny fokontanin’Ambohintsoa tampon-tanànan’Ambalavao Tsienimparihy

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 24 Oktobra 2014
Actualités.Zanaky ny minisitry ny fanatanjahantena Maty notifirin’ny mpiambina azy

Nodimandry omaly ny zanaka faravavin’ny Minisitry ny Fanatanjahantena, Atoa Andriamosarisoa Jean Anicet, Andrianay Lovasoa Fenitriniaina no anarany ary 20 taona izy. Tany amin’ny fokontany atao hoe

Hamaky ny tohiny
FTT