- Zoma 31 Oktobra 2014
Actualités.Andafiavaratra – Ambohitrarahaba Labozia niteraka haitrano mahatsiravina
Potika tao anatin’ny adim-pamantaranandro iray ny trano lehibe iray misy rihana eny Andafiavaratra Ambohitrarahaba
Hamaky ny tohinyPotika tao anatin’ny adim-pamantaranandro iray ny trano lehibe iray misy rihana eny Andafiavaratra Ambohitrarahaba
Hamaky ny tohiny« Tsapako nandritra ny fanadihadiana natao tamiko fa noterena an-kolaka aho hilaza fa tsy teo anilako ny vadiko tamin’ny fotoana voatondro fa nahatongavan’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana... ».
Hamaky ny tohinyNaka Rabemanantsoa, anarana tsy azo kosehana anatin’ny diarin’ny kanto. Mpitendry zavamaneno sady mpamoron-kira voasokajy ho andrarezina ny lehilahy.
Hamaky ny tohinyTanora vao nihoitra tamin’ny fiainana, efa nahita ny hamafin’ny fitadiavana sekoly ambony hanohizana fianarana, nefa nahita fahombiazana avy tamin’ny fanampiana an’ireo mpiray ra aminy taty aoriana no vahinin’ny Sokela anio zoma dia Atoa Andriamahatsangy Lahatra filoha mpanorina ny fikambanana Madajeune niofo ho orinasa kely Edit Com ankehitriny ka izy no Development Manager ao, ary tompo-marika tamin’ny famoahana ny boky « Guide des études supérieures »sy ny fanaovana ny « salon de l’étudiant » koa.
Hamaky ny tohinyZavatra mampalahelo no mitranga amin'ny fokotany Tanambao Morafeno –Toliara satria misy teratany vahiny no mikasa ny handrava trano maromaro fa hoe : azy hono ny tanàna ka azony hanitarana sekoly
Hamaky ny tohinyHamoaka ny mangarahara sy fitantanana madio ary fahaiza-mitantana eo anivon’ny holafitra mba hananantsika famatsiambola hiantohana ny fampandehanan-draharahan’ny holafitra sy hanamafisana ny fahaiza-manaon’ny mpanao gazety rehetra no antony nanosika ahy hirotsaka ho kandidà ho mpitam-bolan’ny
Hamaky ny tohiny