- Alarobia 05 Novambra 2014
Actualités.Seranan-tsambon’i Toamasina Nankasitrahan’ny iraisam-pirenena ny fanavaozana
Fankasitrahana roa sosona be izao no azon’ny orinasa seranan-tsambo mahaleotena ara-pitantanan’i Toamasina avy amin’ny sehatra iraisam-pirenena dia ny «International Star for Leadership in Quality» avy amin’ny Business Initiative Direction sy ny «The New Era award for Technology, Innovation and Quality» natolotry ny Association Otherways Management and Consulting izay samy manana ny foibeny ao Paris
Hamaky ny tohiny