• Alarobia 05 Novambra 2014
Actualités.Fampisongadinana an’i Madagasikara Orinasa Malagasy maro hamonjy foara any Washington

Orinasa sy mpandraharaha Malagasy maro no fantatra fa handray anjara amin’ny foaraben’ny Noely hatao any Washington Etazonia ny 11 hatramin’ny 21 ny volana novambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Novambra 2014
Actualités.FIMPIMA Sampana Ambohitrimanjaka Nahazo filoha vaovao

Ramandimbitahiana Rado izao no filoha vaovaon’ny FIMPIMA (Fikambanan’ny Mpikabary Malagasy) Sampana Ambohitrimanjaka atsimon’Ikopa

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Novambra 2014
Actualités.Kandida Gérard Rakotonirina Hanarina ny fahapotehan’ny asa fanaovan-gazety

Handray andraikitra hamerina ny firaisankinan’ny mpanao gazety sy hanarina ny fahapotehana tao anatin’ny taona vitsy izay no nahatonga ny talen’ny famoahana gazety Basivava, Gérard Rakotonirina nirotsaka

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Novambra 2014
Actualités.Distrikan’i Betafo Mandravarava ny dahalo

Mandravarava ny dahalo any amin’ny Distrikan’i Betafo. Lasibatra ny Kaominina Soavina sy Mahaiza izay vao nisehoana fanafihana ka nahaverezana omby miisa 9.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Novambra 2014
Actualités.Atsimondrano Ho ratsy ny voka-bary amin’ity

Mitaraina ny tantsaha eny Atsimondrano fa tena tara ny fambolena eny Fiombonana, Ankadimanga, Bemasoandro eny Ambohidrapeto noho ny tsy mbola fahatafidiran’ny rano manondraka ny tanimbary eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Novambra 2014
Actualités.Kaominina Fenoarivo – Ikalamavony Vatan-dehilahy 4 000 nampihorohoro ny tanàna

Vatan-dehilahy miisa 4 000 voalaza fa avy any Ikalamavony no tonga tao amin’ny Kaominina Fenoarivo nanafika sy nanakorontana ny tanàna ny 20, 21 ary 22 oktobra lasa teo. Raha ny voalazan’ny solontenan’ny mponina avy any an-toerana tonga teto an-drenivohitra dia nisy omby 200 mahery ihany koa nalain’ireo vatan-dehilahy ireo an-keriny

Hamaky ny tohiny
FTT