• Alatsinainy 10 Novambra 2014
Actualités.Holafitry ny mpanao gazety Nitsabahan’ny Fanjakana indray

Io indray ilay fomba ratsy ! Vao miandoha dia efa maloto ny biraon’ny Holafitry ny mpanao gazety eto Madagasikara. Nitsabahan’ny fanjakana ny fifidianana noheverina hitondra fanovàna.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Novambra 2014
Actualités.RASOA KININIKE Halevina ao Tongobory ny 14 novambra izao

Noho ny fomban-tany any Atsimo taorian’ny fahavitan’ny fasan’i Rasoa Kininike ao Tongobory Betioky Atsimo, dia ny zoma 14 novambra izao no halevina ny nofo mangatsiakany. Hanomboka ny alakamisy izao, dia hisy ny

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Novambra 2014
Actualités.Halatra taova tany Betiky atsimo Tsy nisy lela sy maso ary atidoha intsony ilay zazavavy

Halatra taova, mahoraka indray tato ho ato any amin’ny faritra Atsimo Andrefana io. Ankizivavy efatra taona no hita faty tao amin’ny fokontany Lazarivo Atsinanana, distrikan’i Betioky Atsimo, ny alarobia maraina teo, izay tsy nisy lela sy maso ary atidoha intsony, taorian’ny fitsirihana nataon’ny mpitsabo. Niroso tamin’ny fanadihadiana avy hatrany ny mpitandro filaminana raha vao nahare ny vaovao. Olona dimy no voasambotra izay hatolotra ny fitsarana rahampitso talata.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Novambra 2014
Actualités.Kaominina Lakato Ny Ben’ny tanàna irery sisa no mampandeha ny asa

Misedra olana ny Kaominina Lakato, Distrikan’i Moramanga. Tsy nandray ny tambin-karamany efa ho 10 volana ny mpiasa ka tsy mety mamonjy birao intsony

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Novambra 2014
Actualités.Famokarana simenitra Sakana ny herinaratra sy ny fidangan’ny hetra

Manam-pikasana hanitatra ny orinasany eto Madagasikara ny Holcim Madagasikara raha ny nambaran'ny Tale jeneraly, Atoa Pascal Naud mba ahafahan'izy ireo mampitombo avo telo heny ny vokatra simenitra vokarin'izy ireo amin'izao fotoana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 07 Novambra 2014
Actualités.Fiarovana ny valanjavaboary Hitondra fanamby vaovao any Aostralia i Madagasikara

Fanamby vaovao no entin’i Madagasikara any Sidney Aostralia ny 12 ka hatramin’ny 19 novambra ho avy izao momba ilay kongresy manerantany momba ny valanjavaboary

Hamaky ny tohiny
FTT