• Alakamisy 13 Novambra 2014
Actualités.Filankevitra ambonin’ny mpitsara Andriamihangy Georges Florence no solontenan’i Toamasina

Tahaka ny mpitsara rehetra manerana ny nosy, dia anisan’ny nifidy ny solontenany eo anivon’ny filankevitra ambonin’ny mpitsara (CSM) ireo mpitsara ao anatin’ny fiadidian’ny fitsarana ambony Toamasina sy ny teo anivon’ny fitsarana momba ny ara-bola (tribunal financier) ary ny fitsarana amin’ny ady atao amin’ny fanjakana (tribunal administratif).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Novambra 2014
Actualités.Sambava Tonga ny Foroches

Misy andian’ankizy, 13 ka hatramin’ny 17 taona, sady mangalatra no manao herisetra ao Sambava tampon-tanàna tato ho ato

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Novambra 2014
Actualités.Gérard Rakotonirina Mitaona ny mpanao gazety hiaro ny safidiny

Manao ranolava ny fanakianana sy ny fitakiana ny hanafoanana ny voka-pifidianana ka hanatanterahana fifidianaan vaovao indray taorian’ny nanamafisan’ny vaomiera mikarakara ny fifidianana ny Biraon’ny Holafitry ny mpanao gazety fa hatao amin’ny alarobia 19 novambra 2014 ny fihodinana faharoa amin’ny fifidianana filoha, hifanandrinan’i Hervé Rakotozanany (RDB) nahazo isam-bato 198 sy Gérard Rakotonirina (Basy Vava – Takoritsika) nahazo isam-bato 197

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Novambra 2014
Actualités.ACMIL Antsirabe Mpianatra iray namoy ny ainy

Mpianatra iray ho manamboninahitra ao amin’ny akademia miaramila Antsirabe no maty noho ny tsy fahasalamana araka ny loharanom-baovao ofisialy avy any amin’ny ACMIL

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Novambra 2014
Actualités.Holafitry ny mpanao gazety Mihenjan-droa ny tady

Tsy manaiky ny hanafoanana ny voka-pifidianana tamin’ny sabotsy 8 novambra sy ny mety mbola hampihemorana indray ny fifidianana fihodinana faharoa hamantarana izay ho filohan’ny holafitry ny mpanao gazety ireo mpikambana efa voafidy ahitana ny sekretera jeneraly, ny mpitam-bola, ireo filoha lefitra sy mpanolotsaina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Novambra 2014
Actualités.Mascar Andravoahangy Polisy nidaroka mpitaingina moto

Mpitaingina moto iray no nitsikasina tamin’ny tany tetsy Andravoahangy omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
FTT