• Alatsinainy 17 Novambra 2014
Actualités.Deletazy ao Antsirabe Naharomotra teratany vahiny iray

Nanao ny nataony ny delestazy tao Antsirabe ny faran’ny herinandro teo iny. Tsy fantatra intsony na olana ara-teknika na tsy fahampian’ny solika fa dia gravy tanteraka, hoy ny fitenenana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Novambra 2014
Actualités.Fahaiza-mitarika, miralenta Tovovavy miisa 35 indray no nahazo fiofanana

Tovovavy miisa 35 avy amin’ny sampan maitso Mpanazava eto Antananarivo indray no notoloran’ny Youth First mari-pahaizana ny Sabotsy lasa teo taorian’ny fampiofanana manokana nokarakarain’izy ireo antsoina hoe

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Novambra 2014
Actualités.Famokarana herinaratra Mila vina mazava avy amin’ny mpitondra

15% ny tahan’ny fanjifana herinaratra manerana an’i Madagasikara. Anisan’ny salan’isa tena ambany io mihoatra amin’ireo firenena aty amin’ny faritra Afrika tapany atsimon’i Sahara. 57% mantsy izany ao Sénégal ary 80% ao Afrika Atsimo

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Novambra 2014
Actualités.Fanadinana hidirana ho polisy tao Toliara Hentitra ny fanaraha-maso, tsy nahazo naka sary ny mpanao gazety

Nifarana omaly alahady raha naharitra roa andro ny fanadinana hidirana ho polisy. 650 izay tena mahay sy mendrika no raisina, ary foana hatreo ny akamakama sy ny resa-pianakaviana sy « quotas », hoy ny minisitry ny Filaminam-bahoaka

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Novambra 2014
Actualités.Fifaninanana hidirana ho polisy Nilamina ny tany Antsirabe

Nizotra tam-pilaminana tanteraka ny fanadinana hidirana ho mpianatra polisim-pirenena raha ny tetao Antsirabe.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Novambra 2014
Actualités.Asa fanaovan-gazety Mitsangana ny «Fiombonamben’ny Orinasan–gazety Tsy miankina eto Madagasikara»

Mijoro ary nampahafantarina ny sabotsy 15 novambra teo ny «Fiombonamben’ny Orinasan–gazety Tsy miankina eto Madagasikara».

Hamaky ny tohiny
FTT