Actualités

Fahaiza-mitarika, miralenta Tovovavy miisa 35 indray no nahazo fiofanana


  • Alatsinainy 17 Novambra 2014

Tovovavy miisa 35 avy amin’ny sampan maitso Mpanazava eto Antananarivo indray no notoloran’ny Youth First mari-pahaizana ny Sabotsy lasa teo taorian’ny fampiofanana manokana nokarakarain’izy ireo antsoina hoe

“Young Women Leadership Program”. 42 isa izy ireo teny am-piandohana raha araka ny fanazavana azo saingy 35 sisa no tafajanona. Niompana tamin’ny  fahaiza-mitarika, ny miralenta, ny fitantanana tetikasa iray, sehatry ny fampandrosoana amin’ny ankapobeny, ny fanampiana amin’ny maha olona ny fampiofanana izay naharitra efa-bolana. Tanjona tamin’izao tetikasa izao raha araka ny fanazavan-dRandrianasolo Lova, filoha lefitry ny youth first ny hananan’ireo tovovavy ao amin’ny mpanazava fahaiza-manao hahafahan’izy ireo manampy sy mampivoatra ny mpiara-belona aminy ho fampandrosoana ny firenena.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Fandaharam-pirenena
  • Talata 20 Oktobra 2026

momba ny fanatanjahantena

  • Jhona Iberanandrasana
  • Talata 20 Oktobra 2026

- MRM

  • Actualités
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

Minisitra Fanirisoa Ernaivo

  • Halatra amin’ny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fifandraisan-davitra Andrasana hatrany

  • Raharaha
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

famoahana sinoa 11

  • Nanome
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2026

fahazoan-dalana tsy ara-dalàna

Hijery ny tohiny
FTT