- Talata 18 Novambra 2014
Actualités.Tetibolam-panjakana 2015 Eo am-pandinihana azy ireo depiote
Omaly tolakandro no nanomboka nandinika ny volavon-dalàna momba ny tetibola 2015 ny depiote eny Tsimbazaza, tonga dia nisy avy hatrany ny fanamarihana sy fangataham-panitsiana naroson’izy ireo .Anisan’izany ohatra ny momba hetra alaina amin’ny akora fototra fanamboarana savony izay afarana avy anyielany ;
Hamaky ny tohiny