• Talata 18 Novambra 2014
Actualités.Fifamoivozana ao Mahajanga Vaky ny ady eo amin’ ny mpitondra bajaj sy ny taksibe

Manoloana ny disadisa eo amin’ny mpitondra bajaj sy ny taksy dia nanapaha-kevitra ny filan-kevitra monisipaly eo anivon’ny kaomina ambanivohitra Mahajanga mikasika ny fitaterana fa hisy ny fanovana ny boky andraikitra izay milaza ny tsy tokony hanakana ny lalana afahana ny bajaj mivezivezy ao an-tampo tanana

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Novambra 2014
Actualités.Holafitry ny mpanao gazety Nahantona ny fihodinana faharoa hifidianana ny filoha

Nanapa-kevitra ny Vaomiera Mikarakara ny Fifidianana fa mihantona aloha ny fanatanterahana ny fifidianana izay ho filohan’ny Holafitry ny mpanao gazety noheverina hatao ny andron’ny 19 novambra ho avy izao manerana an’i Madagasikara

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Novambra 2014
Actualités.Magro Behoririka « Tsy tsaraina ary tsy mila amnistia i Dada »

Nitohy hatrany ny hetsiky ny Magro Behoririka. Ragodonarison Guy Roger no nampita ny hafatra avy amin’I Neny Lalao Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Novambra 2014
Actualités.Mpandraharahan’ny lodsia ao Toamasina Notolorana mari-boninahitra ireo nahavita be

Ny sabotsy teo, izany hoe roa andro tsy hanombohan’ny taom-piotazana lodsia 2014 – 2015, dia nankasitraka ireo mpandraharaha, izay vahiny avokoa, ireo nahavita be tamin’ny fihariana lodsia ny vondron’ny mpanondrana lodsia Malagasy ao Toamasina. Notolorana ny “officier de l’ordre national” Atoa isany Bernard Taboul sy Simon Guy Azoulay

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Novambra 2014
Actualités.Seraseran’ny prezidansa Niantso vonjy amin’ny Amerikanina

Vaky ny ady eo amin’ny Filoha Rajaonarimampianina sy ny Praiminisitra Kolo Roger amin’ity resaka ‘Dahalo miova fo ity’

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Novambra 2014
Actualités.Talata Volonondry Mateti-pitranga ny vaky fasana sy halatra omby

Nitranga matetika tao anatin’ny roa volana izao ny vaky fasana tao amin’ny kaominina Talata Volonondry.

Hamaky ny tohiny
FTT