• Alarobia 26 Novambra 2014
Actualités.Jean-Marc Koumba sy mpiasan’ny ACM efatra Hanao krisimasy sy fetin’ny faran’ny taona any am-ponja ?

Voatazona am-ponja vonjimaika any Antsiranana efa ho iray voalana izao i Jean-Marc Koumba sy ireo mpiasan’ny ACM Antsirabe efa-dahy, dia Rafanomezantsoa Mahery, Rakotoniaina Solofo Désiré, Randriamihaja Mamy ary Rakotoarisoa Vonjy

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Novambra 2014
Actualités.KAOMINA ANJIAJIA- TSARAMANDROSO Ripaka ny ala, ritra ny renirano

Tafiditra ao anatin’ny laharana voalohany amin’ny fahasimban’ny ala ny faritra Boeny ka ny kaomina Anjiajia sy Tsaramandroso no tena ahitana be io fahasimban’ny tontolo iainana io eto Madagasika io

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Novambra 2014
Actualités.Fangoronan-tany ataon’ny Karana Hodian'ny tompon'andraiki-panjakana fanina fotsiny

Tena mizahozaho mihitsy ny teratany karana iray malaza eto an-drenivohitra amin'ny fangoronan-tanin'olona ataony ary tsy ny Malagasy ihany no hanaovany izany fa ny teratany karana mitovy aminy koa aza dia manomboka mitondra faisana araka ny nambaran'ireo gazety sasantsasany miseho isan'andro eto amintsika tsy ela akory izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Novambra 2014
Actualités.Raharaha Ravalomanana Arirariran’ny fanjakana ireo mpisolovava malagasy

Niveri-maina fanindroany avy any Antsiranana tsy afaka nihaona na dia iray segaondra monja tamin'ny filoha Marc Ravalomanana, ireo mpisolovavany roalahy teratany malagasy dia Me Désiré Randrianarivelo sy Me Hasina Andriamadison

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Novambra 2014
Actualités.Noho ny Pesta Natoka-monina ny mponin’Ankasina

Natoka-monina ireo mponina eny Ankasina nanomboka omaly noho ny fahitana fa mirongatra ny valan’aretina pesta ary teny amin’izy ireo no nahitana izany voalohany iray volana lasa izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Novambra 2014
Actualités.Faritra Anosy Tsy naverin’ny DREN teo aloha ny fiaram-panjakana nampiasainy

Am-perinasa tanteraka amin’izao fotoana ny talem-paritra vaovaon'ny fanabeazana Lahiandro Pierrot. Tamin'ny resadresaka nifanaovana taminy, fotoana fohy nanaovana ny famindram-pahefana teo aminy sy ingahy Donaha tale eo aloha dia nilaza ingahy tale vaovao fa nizotra soa aman-tsara ny famindram-pahefana.

Hamaky ny tohiny
FTT