• Zoma 28 Novambra 2014
Actualités.Fikojakojana sy fanamboaran-dalana Manify ny tetibola ampiasaina aminy

Raha nolazaina fa “tsy azo hanina ny lalana fa mahantra ny vahoaka Malagasy”, raha nanenjika ny filoha teo aloha Ravalomanana noho ilay resaka MAP (Madagasikara Am-Perinasa) sy ny hoe “tohizo ny lalantsika” ny ekipan’ny “fanovana” nisy ny filoha ankehitriny sy ny ekipany, enin-taona aty aoriana indray dia niova ny fomba fiteny fa “azo hanina indray ny lalana, noho ireo hanina entiny amin’ny fahavitany” araka ny nambaran’ny filoham-pirenena teny amin’ny CCI Ivato.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Novambra 2014
Actualités.SOLON-TONGOTRA Manomboka amin’ny 3.000 Ar ny manao azy eto amintsika

7,5 % ny salan’isan’ireo olona manana fahasembanana eto Madagasikara ka ny 2,8 % amin’ireo dia manana fahasembanana ara-batana avokoa. Tsy vitsy, araka izany, ireo mitady hevitra mba hahatonga azy ireny tsy ho vesatry ny fiarahamonina ka mampiasa ny solon-tongotra

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Novambra 2014
Actualités.TARATASIN`NY DAHALO TE HIOVA

Dahalo maro eny ambany tanàna No nandefa teny sy mba nitaraina “ Mba ho azonay ve ny fikarakarana Raha milavo lefona fa tonga saina ?

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Novambra 2014
Actualités.Vokatry ny hafanana be loatra Mampitombo isa ny olona very saina

Samy talanjona ireo rehetra izay nahita ity raim-pianakaviana iray tao amin’ny zanabohitra antsahalava fokotany Atsimondrova kaominina Ambatondrazaka niboridana tsy misy na dia takokenatra aza nivezivezy tamin’ny arabe

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Novambra 2014
Actualités.Lalana Tena mitondra fampandrosoana

Mirefy 8.982 km ny lalana voamboatra sy voakarakara tamin’ny taona 2005. Efa hita taratra ny fandrosoana teo amin’ny lalamby sy seranantsambo ary seranam-piaramanidina. Nitombo hatrany amin’ny 20% ny fifanakalozana ara-barotra manerana an’i Madagasikara raha

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Novambra 2014
Actualités.Lehiben-jiolahy mitam-basy Maty voatifitra tao Andakoro Toliara

Lehiben-jiolahy iray malaza ratsy amin’ny fanafihana mitam-piadiana sy fandrobana ao an-tampon-tanànan’i Toliara sy ny manodidina no maty voatifitry ny polisy, ny alatsinainy hariva teo. Narahi-maso efa ho herinandro ity lehiben-jiolahy ity sy ny ekipany taorian’ny fanafihana nitranga tao Andakoro Toliara ny alarobia lasa teo. Nitsoaka tany Mangily Ifaty ireo

Hamaky ny tohiny
FTT