• Zoma 28 Novambra 2014
Actualités.Lehilahy hita maty natsingevan’ny ranomasina Mbola nahenoana fofon-toaka

Lehilahy iray sahabo ho 40 taona eo no ho eo no hita maty tany Toliara, natsingevan’ny ranomasina teo amin’ny toerana antsoina hoe : « port kely » Amoron-driaka, afak’omaly tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Novambra 2014
Actualités.Midangana ny vidim-piainana ao Tolagnaro 2100 Ar ny kapoakan’ny kafe, 700 Ar kosa ny vary

Miakatra andro aman'alina ny vidin'ireo entana ilain'ny mponina andavanandro, anisan'izany ny kafe. Tao anatin'ny fotoana vitsy, niakatra ho 2100Ar vidin'ny kapoaka iray raha 1800Ar izany teo aloha

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Novambra 2014
Actualités.Polisim-pirenena Nahazo trano fitsaboana nify eny Antanimora

Notokanana omaly teny Antanimora ny trano fitsaboana nify ho an’ny polisim-pirenena. Mitentina 10.000.000 ariary ny nenti-nanana ity toeram-pitsaboana nify ity ka ny Consulat de Monaco no namatsy vola tamin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Novambra 2014
Actualités.Tontolo iainana Ho avy eto ny Printsy Henrik avy any Danemark

Hitsidika an’i Madagasikara ny Printsy Henrik, vadin’ny mpanjakavavin’i Danemark, Margrethe II.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Novambra 2014
Actualités.Rija Rasolondraibe eny amin’ny Coliseum Fampisehoana ho fifanoloran-tanana

Amin’ny sabotsy 29 novambra 2014 ho avy izao ny fotoana miaraka amin’i Rija Rasolondraibe sy ireo tarika ara-pilazantsara hafa toa an’ny Antsa an’i Kristy, TDL, Zook davids, Gaefi…

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Novambra 2014
Actualités.Noho ny doro tanety Kely sisa dia ho ritra ny ala atsinanana

Mirongatra ny fandorana tanety anaovana tany fambolena vary sy katsaka an-tanety ao amin’ny distrikan’i Moramanga tao anatin’ny krizy ka mitohy mandraka ankehitriny. Efa tsy ireo savoka intsony no ampiasain’ireo mpanao azy ity, fa ireo ala velona mihitsy no idiran’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT