- Talata 02 Desambra 2014
Actualités.Seranan-tsambon’i Toamasina Mitohy ny drafitrasa fampandrosoana
Tsy misy andraso ny fanatanterahana ny drafitrasa fampandrosoana ny seranan-tsambon’i Toamasina.
Hamaky ny tohinyTsy misy andraso ny fanatanterahana ny drafitrasa fampandrosoana ny seranan-tsambon’i Toamasina.
Hamaky ny tohinyTsy tonga teny amin’ny hopitaly akory ity zazalahy tokony ho 6 taona voahitsaky ny taksibe zotra faha-4 mankeny Tsararano ny zoma hariva teo dia maty.
Hamaky ny tohinyTsy dia mifantoka loatra amin’ny famahana ny olana sedrain’ireo mpanjifa loatra ireo mpikambana mpiaro ny zon’ny mpanjifa ao Mahajanga fa dia variana amin’ny fakana vola amin’ireo sampandraharaha izay hanaovan’izy ireo fandaharana hatrany
Hamaky ny tohinyNatokana hanamarihana ny ady amin’ny otrikaretina SIDA (syndrome d'immunodéficience acquise) ny 1 desambra manerantany ary miatrika izany koa isika eto Madagasikara. Anisan’ireo aretina tsy mbola nahitana vaksiny sy fanafody fitsaboana mahomby hatramin’izao ny SIDA
Hamaky ny tohinyMahazo laka ny fanamparam-pahefana sy fandikan-dalàna ataon’ny vahiny amin’izao, ka manjaka tokana toa tsy maty manota izy ireo eto amintsika
Hamaky ny tohinyMihatra ao Analavory Itasy ankehitriny ny fepetra tsy fahazoana mivezivezy amin'ny alina. Manomboka amin'ny sivy ora alina izany, ary mitohy hatramin'ny telo ora maraina
Hamaky ny tohiny