• Talata 02 Desambra 2014
Actualités.FANOKAFANA NY FAHA 35 TAONAN’NY FFKM ANTSIRABE Nohamaivanin’ny mpitondra fanjakana

Tsy nomen’ny mpitondra tao Vakinankaratra lanja tanteraka ny fotoam-pivavahana iraisam-pinoana ho fanokafana ny fankalazana ny faha-35 taona nijoroan’ny FFKM, izay notontosaina tao amin’ny Fiangonana Anglikanina Antsenakely ny alahady 30 novambra tamin’ny 2 ora sy sasany

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Desambra 2014
Actualités.Saran’ny herinaratra midangana Mampihemotra ireo mpampiasa vola

Hiakatra tsikelikely ny vidin-jiro. Fanirian’ny Tale jeneralin’ny Jirama, Rasidy Désiré, io sady vahaolana narosony mba hanarenana ity orinasam-panjakana ity. Nambarany fa ny fahanteran’ny milina sy ny tsy fahampian’ny fikojana noho ny tsy fahampiam-bola no tsy ahafahan’ny Jirama mamaly ny filan’ny mpanjifa herinaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Desambra 2014
Actualités.Magro Behoririka Ny fodian’i Dada eny Faravohitra no antoka ho an-dRajaonarimampianina

Tsy ampy fa tokony ho izy mianakavy hody any an-tranony eny Faravohitra no ilaina, hoy Rtoa Brenda CST teo aloha tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly, satria nahavita soa tamin’ny firenena io

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Desambra 2014
Actualités.Mba maharaka ihany ve ?

Miarahaba anao ry Jean a ! Adihevitra be ny anay eto amin’ny tanàna dia tsy maintsy nanoratra aty aminao indray aho momba ity resaka dahalo niova fo sy dahalo nilavo lefona ity e ! Samy manana ny filazany mantsy ny olona

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Desambra 2014
Actualités.Mpitondra Scooter avy nijery RUN Maro no nampidirina « MD » eny Antanimora

Nampidirina am-ponja vonjimaika eny Antanimora avokoa ireo mpitondra moto scooter voasakan’ny zandary tetsy Fenoarivo ny alahady hariva lasa teo raha avy any amin’ny RUN Arivonimamo

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Desambra 2014
Actualités.Orinasa SUCOMA Morondava. Efa niverina nihodina

Efa niverina nihodina ny orinasa SUCOMA any Morondava raha ny nambaran’ny minisitry ny Indostria Jules Etienne Rolland. Nisy mantsy, hoy izy ny fidinana tany an-toerana rehefa nisy ny olana nosedrain’ity orinasa ity nandritra ny andro maromaro izay

Hamaky ny tohiny
FTT