• Alarobia 03 Desambra 2014
Actualités.Fanandevozana Mbola mitohy hatramin’izao

Manodidina ny 21 tapitrisa ny olona iharan’ny fanandevozana ankehitriny, araka ny Birao iraisam-pirenena momba ny asa. Mbola mitohy ny ady atao amin’ny fanandevozana noho izany fa tsy nivalona ho tantara akory

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Desambra 2014
Actualités.Roland Ravatomanga Any Antsiranana manomana ny fiverenan'i Dada ?

Nihazo an'Antsiranana omaly ny lehiben'ny ankolafy Ravalomanana, sady minisitry ny fambolena sy ny fampiroboroboana ny tontolo ambanivohitra Roland Ravatomanga

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Desambra 2014
Actualités.Hetsika «Coup d’arrêt» Hita ilay basy «kalach» fampiasan-dRemenabila

Mitohy ny hetsika fampandrian-tany ataon’ny mpitandro ny filaminana any atsimo. Niitatra tany amin’ny Distrikan’i Vangaindrano sy Tolagnaro izany

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Desambra 2014
Actualités.Magro Behoririka Afaka mody any Frantsa ny Frantsay tsy tia fihavanana

Fahendrena raha ny hafatra nalefan’ny fioha Marc Ravalomanana, hoy ny Mct teo aloha Sandros tetsy amin’ny Magro Behoririka omaly. Iny tokoa ve ny hafatra nefa ny mahazo azy aza mafy ?

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Desambra 2014
Actualités.Pesta any Amparafaravola 1 no efa maty, 5 marary mafy

Olona 14 mianaka no ahiana misy ny soritr’aretina pesta ao amin’ny distrikan’Amparafaravola ka 5 amin’ireo no efa voaporofo fa efa tratra ny aretina ary iray namoy ny ainy ny farany herinandro teo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Desambra 2014
Actualités.Olana ara-pitiavana Tovolahy namono tena teny Ampasika

Tovolahy iray vao 22 taona monja, mbola mpitovo monina etsy Ampefiloha Ambodirano no maty namono tena tetsy amin’ny ranon’Ampasika (reniranon’Ikopa) ny alatsinainy hariva lasa teo tokony ho tamin’ny 7 ora

Hamaky ny tohiny
FTT