- Alakamisy 11 Desambra 2014
Actualités.Jirama Hiankindoha tanteraka amin’ny solika
Manomboka tonga ireo milina nohafaran’ny teo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika ho an’ny orinasa Jirama hamahan’ity farany ny olan’ny delesta
Hamaky ny tohinyManomboka tonga ireo milina nohafaran’ny teo anivon’ny fiadidiana ny Repoblika ho an’ny orinasa Jirama hamahan’ity farany ny olan’ny delesta
Hamaky ny tohinyFitrandrahana voaaro Tsikaritry ny mponina any an-toerana anefa taorian’izay ny fisian’ireo fitaovana vaventy mitrandraka mandritra ny alina, eo anelanelan’ny amin’ny 9 ora alina ka hatrany amin’ny 3 maraina any ka mpiasa maromaro no misahana izany
Hamaky ny tohinyPoa-basy tsy nifandrenesana tao an-drenivohitr’i Menabe omaly hariva.
Hamaky ny tohinyVehivavy naondrana any Sina Zaza no takalon’ny fodian’izy ireo.
Hamaky ny tohinyRaha mbola resabe ao Sambava ny namotsoran’ny Fitsarana ilay Ben’ny tanàna iray voarohirohy no nanolan-jazavavy 14 taona, tokony ho niadina BEPC ny 2014 teo, dia
Hamaky ny tohinyNy fijoroana vavolombelona nataona mpamily taksibe sy fiarakaretsaka maromaro no nahafantarana fa 10.000 Ar raha kely no alain’ireo polisy raha sendra tratra manao hadisoana izy ireo, ny mihoatra tsy ferana. Farafahakeliny anefa fiara 4 isan’andro no tratran’izy ireo. Misy ary manambana ny hampiditra “fourrière” raha tsy manome ny vola tadiaviny ireo mpamily.
Hamaky ny tohiny