• Alarobia 24 Desambra 2014
Actualités.Analakininina Brickaville Nitrangana loza nahafatesana olona telo

Nitrangana lozam-pifamoivoizana nahafatesana olona 3 tany Analakininina- Ranomainty, kaominina Mandritsara, distrikan’i Brickaville omaly talata tolakandro tamin’ny 2ora30

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Desambra 2014
Actualités.Collectif des officiers de police Nanampy ireo kamboty any Ambatolampy

Nanao hetsika fitadiavam-bola entina hanampiana ireo kambotikeliny any Ambatolampy ny « Collectif des Officiers de Police de Madagascar » ny faran’ny herinandro teo

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Desambra 2014
Actualités.Fanondranana boaderozy any Mananara Avaratra Zanaka mpitondra ambony no atidoha ?

Araka ny nambaran’ny Alliance Voahary gasy (AVG) dia miroborobo indray ny fanondranana an-tsokosoko ny hazo sarobidy amin’izao vaninandro fety izao satria somary mihena ny fanaraha-maso.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Desambra 2014
Actualités.Taona vaovao 2015 Hidangana ny vidim-bary sy vidin-tsolika

Tsy hampivaha ny olana eto amin’ny firenena ny fihaonana antampony teo amin’ireo filoham-panjakana 5 mirahalahy natomboka ny 19 desambra 2014 izay hotohizana amin’ny 13 janoary 2015,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Desambra 2014
Actualités.Lany vola ny fanjakana ?

Nampanantena fa hanamboatra an’izatsy sy izaroa indray i Hery Rajaonarimampianina tany Mahajanga omaly, hanamboatra lalana sy tetezana ary sekoly, hono.Asa na mba fantany ihany fa mandritra io fotoana hikabariany io dia maro ny mpiasam-panjakana nimenomenona

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Desambra 2014
Actualités.HOPITALY HJRA

Nahazo toerana hahafahana maka aina ireo mpanaraka marary Nahazo toerana voatokana ho azy ireo mpanaraka marary etsy amin’ny hopitaly HJRA

Hamaky ny tohiny
FTT