• Zoma 26 Desambra 2014
Actualités.Lanonana famaranana ny taona Efa vonona ny mpikarakara ny hetsika any Ilakaka sy Sakaraha

Namiratra sy nanjaka ny seho an-tsehatra fiderana ny Tompo sy ny nahaterahan’i Kristy Mpamonjy tamin’iny faran’ny herinandro lasa teo iny ka hatramin’ny omaly alakamisy andron’ny Krismasy 2014.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Desambra 2014
Actualités.Madagasikara Firenena faha-8 mahantra indrindra manerantany

Miisa 48 ireo firenena sokajiana ho tena mahantra manerantany, araka ny tatitra navoakan’ny «Conférence des Nations Unies sur le Commerce Et le Développement» tamin’ny volana novambra 2014 lasa teo. Anisan’ireo firenena ireo ny nosy Kaomaoro sy i Madagasikara izay samy aty amin’ny tapany atsimo andrefan’ny ranomasina Indianina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Desambra 2014
Actualités.Minisiteran’ny Raharaham-bahiny Solosaina ho fanomezana Krismasy

Niara-nifaly tamin’ireo mpiasa sy ireo zanaky ny mpiasa ny minisitry ny Raharaham-bahiny Razafitrimo Arisoa Lala ny alarobia folakandro lasa teo teny Anosy. Notolorana vary 25 kilao miampy vatomamy sy biskoitra ireo mpiasa miisa 280.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Desambra 2014
Actualités.Fankalazana ny Noely Feno hipoka avokoa ireo Fiangonana

Na ny alin’ny 24 desambra na nandritra ny fanompoam-pivavahana ny alakamisy 25 desambra nankalazana ny noely dia tena feno hipoka ny ankamaroan’ireo fiangonana teto Antananarivo renivohitra sy ny manodidina

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 26 Desambra 2014
Actualités.Olona maty nandritra ny savorovoro tao Toamasina Mifanipaka ny tenin’ny dokotera sy ny manampahefana

Samy manana ny ambarany ny mpitsabo sy ny fanjakana mikasika ilay rangahy 38 taona maty nandritra ilay sakoroka nitranga ny alatsinainy alina teo anelanelan’Anjoma sy Ambolomadinika ary tao Mangarano nandalo an’i Mangarivotra

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Desambra 2014
Actualités.Tany miady i Toamasina 1 no maty, zandary 3 vaky loha, sivily 39 voasambotra

Sakoroka tanteraka tao Toamasina ny alatsinainy alina teo, ary efa tahaka ireny any amin’ny tany miady ireny mihitsy niainga tao Anjoma, nandalo an’Androranga, Ambolomadinika, Mangarivotra, ary tonga hatrany Mangarano

Hamaky ny tohiny
FTT